29/10/2020
𝗔𝗺𝗯𝗼𝗮𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗽𝗿𝗼𝗴𝗿𝗮𝗺𝗺𝗲 𝗮𝗻𝗮𝗼 !
Inona avy no ao anatin'ire PACKAGE?
💐 Pour deux personnes : 565 000 Ar
✅Frais aller-retour : TANA - MAHAJANGA - TANA 🚙
✅2 Nuitées ao Antsanitia Resort (Chambre double) 🌙
💐Pour quatres personnes : 870 000 Ar
✅Frais aller-retour : TANA - MAHAJANGA - TANA🚙
✅2 Nuitées ao Antsanitia (suite familiale)🌙
samy matory alina roa + SAKAFO MARAINA ireo tolotra roa ireo
💳 Ny fahatongavana :
Manana safidy ireo olona, satria moa ny fiaran'ny MalagasyCar dia tonga any Mahajanga ny hariva :
✅ Tonga dia matory avy hatrany any Antsanitia
✅Na matory ao Mahajanga aloha (ianao no misafidy sy miantoka ny toerana hatorianao)
✅Ny maraina kosa ianao dia aterinay any Antsanitia
Ny fodiana :
Rehefa vita ny matory in-droa any Antsanitia dia aterin'ny Antsanitia ao Mahajanga ianao Tsy voatery mody avy hatranay ianao fa afaka mijanona Majunga, na ihany koa afaka mijanona Antsanitia
Fa ny "confirmer-nao" mialoha aty aminay fotsiny ny andro hodianao.
Raha toa ianao ka maniry ny mbola hijanona ao Antsanitia, dia toy izao ny tarifs spécial ho anao :
✅200 000 Ar deux nuitées chambre double
✅300 000 Ar deux nuitées chambre suite familiale