Zaovôhita Transport & Logistics

Zaovôhita Transport & Logistics ZAOVÔHITA , Société de Transport de Marchandise Conteneurisé dans tout Madagascar 🇲🇬

Remorque 3 essieux en parfaite état 3 essieux mofogasy (d’origine jumelé)Essieux FUWA & ROR, Ressort sy tambourChassis m...
17/07/2024

Remorque 3 essieux en parfaite état
3 essieux mofogasy (d’origine jumelé)
Essieux FUWA & ROR, Ressort sy tambour
Chassis mafy sady mahitsy tsara tsy misy défaut na ny kely
Presque vaovao daholo ny :
- Pneu
- Ferrodo
- Silent Bloc
- Plaque tournante
Twist lock complet daholo :
- 40”
- 20”
- Double 20”
Bequille mandeha tsara tsy misy olana, porte roue de secours double gauche droite
Feu de gabarit sy jiro complet daholo
Taratasy ara dalana tsara
Tsy misy devoir na ny kely

Prix : 40.000.000Ar
Toerana : Tamatave
Contact : Mp na 034 02 952 33

Caisse fourgon spécial mety amin’ny lalatsika aty Madagasikara 🤣
20/05/2024

Caisse fourgon spécial mety amin’ny lalatsika aty Madagasikara 🤣

Remorque amidy3 essieux, ressort, tambour Devoir : pneu efa ratsiratsy doly d misy tirant anaky roa tsara soloana d ferr...
29/04/2024

Remorque amidy
3 essieux, ressort, tambour
Devoir : pneu efa ratsiratsy doly d misy tirant anaky roa tsara soloana d ferrodo somary lanilany
Visible aty Tamatave
Prix : 30MAr afaka miady kely
Contact : 0340295233 na Mp

04/04/2024

Misy mazoto ihira ko ve ato ? 🤣

Salama daholo e 👋Aiza ary io zay mahay o ? Route national firy no misy azy ? 🥰𝗭𝗔𝗢𝗩𝗢̂𝗛𝗜𝗧𝗔 𝗧𝗿𝗮𝗻𝘀𝗽𝗼𝗿𝘁 & 𝗟𝗼𝗴𝗶𝘀𝘁𝗶𝗰𝘀 🇲🇬
21/02/2024

Salama daholo e 👋

Aiza ary io zay mahay o ?
Route national firy no misy azy ? 🥰

𝗭𝗔𝗢𝗩𝗢̂𝗛𝗜𝗧𝗔 𝗧𝗿𝗮𝗻𝘀𝗽𝗼𝗿𝘁 & 𝗟𝗼𝗴𝗶𝘀𝘁𝗶𝗰𝘀 🇲🇬

Mirary Noely sambatra ho an-tsika rehetra 🎄🚛
25/12/2023

Mirary Noely sambatra ho an-tsika rehetra 🎄🚛

Mirary soa ho an’ny mpivady vao namatsika avy ao amin’ny Société Mahasoa Tamatave 🇲🇬
22/12/2023

Mirary soa ho an’ny mpivady vao namatsika avy ao amin’ny Société Mahasoa Tamatave 🇲🇬

𝗙𝗘𝗥 𝗧𝗨𝗥𝗞𝗘𝗬 🇹🇷 𝟱.𝟱𝟬𝟬.𝟬𝟬𝟬𝗔𝗿 (𝗤𝟭𝟬 : 𝟯𝟵𝗽𝗰𝘀 / 𝗤𝟭𝟰 : 𝟱𝟵𝗽𝗰𝘀)Hoantsika mpanao trano, na mbola hivarotra iany ko, 𝗙𝗘𝗥 𝗧𝗨𝗥𝗞𝗘𝗬 vrai...
13/12/2023

𝗙𝗘𝗥 𝗧𝗨𝗥𝗞𝗘𝗬 🇹🇷
𝟱.𝟱𝟬𝟬.𝟬𝟬𝟬𝗔𝗿 (𝗤𝟭𝟬 : 𝟯𝟵𝗽𝗰𝘀 / 𝗤𝟭𝟰 : 𝟱𝟵𝗽𝗰𝘀)

Hoantsika mpanao trano, na mbola hivarotra iany ko, 𝗙𝗘𝗥 𝗧𝗨𝗥𝗞𝗘𝗬 vrai amlay manoratra amidy mora dia mora.
Raha any am magasin dia eo amin’ny 8.000.000Ar eo ny vidiny nefa alefa mora be 5.500.000Ar izy rehetra.
Vaovao mbola tsy niasa, lenan’ny orana tamin’ny nitaterana azy teny ambony camion.
Toerana : Tamatave
Contact : 0340295233

Mba misy mankafy otranay iany ko ve ato ? 🚛 𝗕𝗶-𝗧𝗿𝗮𝗶𝗻 🚛 Firy Tonnes zao no fahitanareo azy eo ? 🥺
08/12/2023

Mba misy mankafy otranay iany ko ve ato ?

🚛 𝗕𝗶-𝗧𝗿𝗮𝗶𝗻 🚛

Firy Tonnes zao no fahitanareo azy eo ? 🥺

Tongasoa 𝗠𝗲𝗻𝗮 𝗕𝗲 🔺Tongasoa ato amin’ny 𝗭𝗮𝗼𝘃𝗼̂𝗵𝗶𝘁𝗮 𝗧𝗿𝗮𝗻𝘀𝗽𝗼𝗿𝘁 & 𝗟𝗼𝗴𝗶𝘀𝘁𝗶𝗰𝘀 ny fiaran-tsika vaovao hanatevin-daharana ny ori...
03/11/2023

Tongasoa 𝗠𝗲𝗻𝗮 𝗕𝗲 🔺
Tongasoa ato amin’ny 𝗭𝗮𝗼𝘃𝗼̂𝗵𝗶𝘁𝗮 𝗧𝗿𝗮𝗻𝘀𝗽𝗼𝗿𝘁 & 𝗟𝗼𝗴𝗶𝘀𝘁𝗶𝗰𝘀 ny fiaran-tsika vaovao hanatevin-daharana ny orinasa 🚛😍
Ao mba samy irary soa azy kely tsika rehetra ao am comms oe 𝗧𝗢𝗡𝗚𝗔𝗦𝗢𝗔 sy 𝗦𝗢𝗔𝗩𝗔𝗗𝗜𝗔 𝗠𝗘𝗡𝗔 𝗕𝗘 fa 1er voyageny ato amin-tsika androany no mbola lavitra ny lalana ho any an-drenivohitry ny Vakinakaratra ry zareo 👋

📸 Mïćkæ Ęl Gį Jô Vå Nnÿ

Feno 𝗜𝗥𝗔𝗬 𝗔𝗟𝗜𝗡𝗔 sahady isaka mpanaraka ny pejy 🥰💐Milay nareo 🤞🥹Asi-tsika lalao kely ve ? 🥵Ao mba asio tsanga-tanana kely...
02/10/2023

Feno 𝗜𝗥𝗔𝗬 𝗔𝗟𝗜𝗡𝗔 sahady isaka mpanaraka ny pejy 🥰💐
Milay nareo 🤞🥹

Asi-tsika lalao kely ve ? 🥵
Ao mba asio tsanga-tanana kely présent 👆ao am comms zay mahita ty publication ty🥰

Address

Lot 03 Cité Duplex
Toamasina
501

Telephone

+261382533252

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zaovôhita Transport & Logistics posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Zaovôhita Transport & Logistics:

Share