ROSIN Exportateur Planteur -REXP

ROSIN Exportateur Planteur -REXP EXPORTATION DES PRODUITS LOCAUX , FRUITS ET LEGUMES
"GROUPE ROSIN"

FILAZANAIlazana isika rehetra mpiasa litchis ato amin’ny REXP fa manomboka ny Talata 21 Novambra 2023 izao ny taom-pihot...
18/11/2023

FILAZANA
Ilazana isika rehetra mpiasa litchis ato amin’ny REXP fa manomboka ny Talata 21 Novambra 2023 izao ny taom-pihotazana 2023.
Ny mpiasa « Shift Nuit » no manomboka ny asa ka amin’ny 3 ora tolakandro ny fandraisana ny « Transport » eo ampitan’ny Magasin Bleu.
Ny mpiasa Shift Jour kosa dia ny Larobia 22 Novambra min’ny 05 Ora maraina.
Samia tonga ara-potoana !
MITONDRA CIN !
Misaotra Tompoko !

Faly miarahaba antsika rehetra,Ilazana isaka izay voasotra anarana hiasa litchi ato amin’ny REXP hoan’ity taom-pihotazan...
23/10/2023

Faly miarahaba antsika rehetra,

Ilazana isaka izay voasotra anarana hiasa litchi ato amin’ny REXP hoan’ity taom-pihotazana 2023 ity fa hita amin’io sary io ny Programme hoan’ny Formation ny ouvrier.
FANAMARIHANA :
- Ny fotoana dia aty amin’ny bureau ny REXP (miditra amin’ny lalana Pavé Scolopendre), eo ny fakana ny fiara izay hitatitra antsika any amin’ny Station
- Iangaviana arak’izany mba tsy ho tara ny ora fiaingana isaka
- Ny formation dia OBLIGATOIRE ka izay tsy tonga manatrika dia tsy afaka raisina hiasa litchis ny andron’ny campagne.

Manantena ny fahatongavantsika sy ny fiaraha-miasa amintsika.

Misaotra Tompoko!

24/08/2023

ILAZANA ISAKA REHETRA IZAY MANANA FIKASANA HIASA “LITCHIS” ATO AMIN’NY ROSIN EXPORTATEUR PLANTEUR (REXP) AMIN’ITY TAOM-PIHOTAZANA 2023-2024 ITY, FA NY FANDRAISANA DOSSIER DIA MANOMBOKA NY 23 AOGOSITRA 2023.
IRETO MANARAKA IRETO NY DOSSIER ILAINA :
🔷 OUVRIER : CERTIFICAT DE RESIDENCE IRAY (1) , PHOTOCOPIE CIN (1) , SARY TAPAKA TELO (3)
🔷 AGENT DE TRACABILITE : CERTIFICAT DE RESIDENCE IRAY (1) , PHOTOCOPIE CIN (1) , SARY TAPAKA TELO (3), CV (1)
NB :
🔸 NY ORA FANDRAISANA DOSSIER DIA NY ALATSINAINY HATRAMIN’NY ZOMA :
- MARAINA : 08h à 11h
- HARIVA : 15h 17h
🔸 IREO DOSSIER TSY FENO DIA TSY RAISINA AVY HATRANY
🔸 TOERANA ANATERANA NY DOSSIER : VILLA ROSINI P/LLE 11/51 ANKIRIHIRY-NORD

MISAOTRA TOMPOKO !

FILAZANAIlazana Isika rehetra izay niasa litchis tato amin’ny société REXP fa efa afaka mandray ny karama litchis manomb...
19/12/2022

FILAZANA
Ilazana Isika rehetra izay niasa litchis tato amin’ny société REXP fa efa afaka mandray ny karama litchis manomboka anio 19 Décembre amin’ny 14H30 hatramin’ny 17h 00.
 Ny talata 20 Decembre : -Maraina amin’ny 7h30 hatramin’ny 11h30
- Hariva 14h 30 hatramin’ny 17h
 Ny alarobia kosa tsy miova ny programme
Aoka hifampilaza ,
N.B : Aza hadino mitondra CIN

MISAOTRA TOMPOKO

Hialana tsiny indrinda dia aoka isika mba hifampilaza .Misaotra indrindra tompoko
15/12/2022

Hialana tsiny indrinda dia aoka isika mba hifampilaza .
Misaotra indrindra tompoko

Miarahaba antsika rehetra , ito ambany ito ny programme paiement letchis 2022 ity .aza hadino ny mitondra kara-panondro🥰...
12/12/2022

Miarahaba antsika rehetra , ito ambany ito ny programme paiement letchis 2022 ity .
aza hadino ny mitondra kara-panondro🥰

Misaotra tompoko

19/11/2022

FILAZANA

ILAZANA ISIKA REHETRA IZAY MPIASA LITCHI VOASORATRA ANARANA ATO @ SOCIETE R.EX.P FA NY TAOM-PIOTAZANA LITCHI 2022 DIA HISOKATRA @ TALATA FAHA 22 NOVAMBRA 2022 HO AVY IZAO @ 04 ORA TOLAK’ANDRO. KA NY FANDAHARAM-POTOANANTSIKA DIA IZAO MANARAKA IZAO :
 NY TALATA 22 NOVAMBRA 2022, HANOMBOKA @ 01 ORA TOLAK’ANDRO NY APPEL HO AN’NY FAKANA BUS ANIREO MPIASA ALINA REHETRA.
 NY ALAROBIA 23 NOVAMBRA 2022, HANOMBOKA @ 05 ORA MARAINA NY APPEL FAKANA BUS HO AN’NY MPIASA ATOANDRO REHETRA
NY TOERANA HANAOVANA NY APPEL BUS DIA EO DEVANT NY DISCOTHEQUE SCOLOPONDRE ANKIRIHIRY TALOHA.

NB : TSY MAINTSY MITONDRA NY KARAPANONDROM-PIRENENANY (CIN) NY TSIRAIRAY AVY (OBLIGATOIRE)

Ampafantarina antsika miadalana ny fandaharam-potoana tsika ato amin'ny REXP.
18/11/2022

Ampafantarina antsika miadalana ny fandaharam-potoana tsika ato amin'ny REXP.

28/09/2022

TOLOTR'ASA

Ny orinasa REXP dia mitady "Femme de ménage". Koa raha mahaliana anao izany dia atero aty amin'ny Birao : Villa Rosini Parcelle 11/51 Ankirihiry-Nord (miditra eo amin'ny Scolopendre) ny dossier :
- CV
- Photocopie CIN
- Demande d'emploi

NB : Ny fara-fandraisana dossier dia ny 07 Octobre 2022

Misaotra Tompoko.

FILAZANA                ILAZANA ISIKA REHETRA IZAY MANANA FIKASANA NY HIASA « LITCHIS » ATO AMIN’NY ROSIN EXPORTATEUR PL...
01/08/2022

FILAZANA

ILAZANA ISIKA REHETRA IZAY MANANA FIKASANA NY HIASA « LITCHIS » ATO AMIN’NY ROSIN EXPORTATEUR PLANTEUR (REXP) AMIN’ITY TAOM-PIHOTAZANA 2022-2023 ITY , FA NY FANDRAISANA DOSSIER DIA MANOMBOKA NY 08 AOGOSITRA 2022 .
IRETO MANARAKA IRETO NY DOSSIER ILAINA :
 OUVRIER : CERTIFICAT DE RESIDENCE IRAY (01), PHOTOCOPIE CIN (01), SARY TAPAKA TELO (03)
 AGENT DE TRACABILITE : CERTIFICAT DE RESIDENCE IRAY(01), PHOTOCOPIE CIN IRAY (01), SARY TAPAKA TELO (03), CV IRAY (01)
NB :
 ORA FISOKANA SY FANDRAISANA DOSSIER NY ALATSINAINY HATRAMIN’NY ZOMA :
• MARAINA : 08h à 11H
• HARIVA : 2H30 à 4H 30
 IREO DOSSIER TSY FENO DIA TSY RAISINA AVY HATRANY
 TOERANA ANATERANA DOSSIER : VILLA ROSINI P/lle 11/51 ANKIRIHIRY-NORD

MISAOTRA TOMPOKO !

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ROSIN Exportateur Planteur -REXP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share