11/02/2024
❗𝗠𝗔𝗡𝗔𝗡𝗝𝗔𝗥𝗬 : 𝗟𝗔𝗞𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗜𝗧𝗢𝗡𝗗𝗥𝗔 𝗦𝗜𝗠𝗘𝗡𝗜𝗧𝗥𝗔 𝟯𝟱 𝗧 𝗥𝗘𝗡𝗗𝗥𝗜𝗞𝗔, 𝗩𝗘𝗛𝗜𝗩𝗔𝗩𝗬 𝗜𝗥𝗔𝗬 𝗛𝗜𝗧𝗔 𝗙𝗔𝗧𝗬, 𝟱 𝗧𝗦𝗬 𝗛𝗜𝗧𝗔 𝗣𝗢𝗣𝗢𝗞𝗔
♦️Lakana iray nitondra simenitra 35 taonina avy any Toamasina hitodi-doha Mananjary no rendrika ny alakamisy 08 febroary 2024 tokony ho tamin'ny 11 ora alina.
♦️Mpandeha 8 no avotra soa aman-tsara ; 5 tsy hita popoka ; vehivavy bevohoka iray hita faty.
Tsy hita popoka ihany koa ny lakana.
Mbola karohina ireo tsy hita.
©TvPlus