Mavitriky Express

Mavitriky Express Mandefa entagna TANA - SAVA

Hoanao izay magniry mbola tehandefa entana ( TANA - SAVA ) alohany Pâques io tongava diany zao ary aza misalasala magnan...
15/04/2026

Hoanao izay magniry mbola tehandefa entana ( TANA - SAVA ) alohany Pâques io tongava diany zao ary aza misalasala magnantogno na miantso fa izahay ognono handray atsika lalandava.
contact: 032 67 998 11/ fb: Mavitriky Express
lieux : 3 chemin ambohipo Bâtiment BNI.

31/03/2026

soirée ntsika magnaraka
Vendredi 29 mai
ROOTSMAN

26/03/2026
Hoavy ny Pâques ai herinandro sisa ka hoanao izay magniry mbola tehandefa entana ( TANA - SAVA ) alohany Pâques io tonga...
26/03/2026

Hoavy ny Pâques ai herinandro sisa ka hoanao izay magniry mbola tehandefa entana ( TANA - SAVA ) alohany Pâques io tongava diany zao ary aza misalasala magnantogno na miantso fa izahay ognono handray atsika lalandava, dia aleo tonga aloha toizay tara ka depart samedi sy mardi hoavy io no tena azo antoka tsara tsimaintsy tonga avant Pâques.
contact: 032 67 998 11/ fb: Mavitriky Express
lieux : 3 chemin ambohipo Bâtiment BNI.

26/02/2026
efa 24h sisa anjasagna  ty ai table 10 sisa tavela dikany zaigny izay 10 tonga voalohany mahazo azy. Rdv au Jao's Pub am...
26/02/2026

efa 24h sisa anjasagna ty ai table 10 sisa tavela dikany zaigny izay 10 tonga voalohany mahazo azy. Rdv au Jao's Pub ambohipo otsizay amaray miaraka @ Ngiah tax olo fotsy . info: 0374571851.

4 ans Aujourd'hui 🎂 🎁 🎂 nijoroanay sy nitranganany Mavitriky Express ka misaotra atsika jiaby client indrindra fa izay t...
24/02/2026

4 ans Aujourd'hui 🎂 🎁 🎂 nijoroanay sy nitranganany Mavitriky Express ka misaotra atsika jiaby client indrindra fa izay tena client fidèle ary hoan’izay tonga magnatitry colis na magnano réservation androany dia mahazo prix spécial anniversaire 🎂.
Ho ela velogno atsika jiaby.

21/02/2026

J-6 ny événement ntsika aza adigno fa @ 27 hoavy io ao @ Jao's Pub ny RDV ntsika ay miaraka @ ngia be mageso lahy Ngiah Tax Olo Fotsy. Ary mampiatsiahy atsika jiaby koa fa @'io non hanoavantsika mba entintsika agnampiagna reo havantsika agny tamatave izay tsaboina vokatry igny rivo-doza igny satria malagasy iray hiany.
PAF: 10 000ar dia tsapatsapay ny réservation table fa efa vitsy2 sisa izy ao zay tavela ay.
tongava maro ab ee!!

Allô Allô !! Atsika jiaby eto   sy ny manodidina indrindra fa atsika eto  ,  ,   à l’occasion de   anniversaire 🎂 🎂 et 5...
17/02/2026

Allô Allô !! Atsika jiaby eto sy ny manodidina indrindra fa atsika eto , , à l’occasion de anniversaire 🎂 🎂 et 5 ème anniversaire ny Mavitriky Express on vous invite à la soirée & izay hafanain’i Ngiah tax olo fotsy aura lieu le #27 FÉVRIER 2027 au JAO'S PUB AMBOHIPO . Prix d’entrée : 10 000ar.
N.B: @ io fotoana io koa dia misy mba agnameza ntsika izay fohy mba atao ntsika hoan’ireo havantsika trabohina any toamasina mba entintsika hanehoagna ny fihavanagna sy ny firaisankina satria gasy iray ihany.
NOUS SOMMES MALAGASY.
Reservation : 0374571851.

Tongava mistsidika sy mamangy ary aza misalasala miantso fa raisinay ampitsikiana toeragna tsy miova.Bâtiment BNI 1er ét...
16/02/2026

Tongava mistsidika sy mamangy ary aza misalasala miantso fa raisinay ampitsikiana toeragna tsy miova.
Bâtiment BNI 1er étage.
Depart: Mardi, Jeudi et Samedi.

Address

3 Chemin Ambohipo Bâtiment BNI
Tananarivokely
101

Telephone

+261326799811

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mavitriky Express posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share