Rรฉservation via Messenger (rรฉponse sous 24h). Service simple, sรฉcurisรฉ et personnalisรฉ. ๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ซ ๐๐๐ง๐ญ โ Votre service de location de vรฉhicules ร Madagascar
๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ซ ๐๐๐ง๐ญ, fondรฉ par Aina et Tsiry, vous propose des vรฉhicules avec ou sans chauffeur pour vos dรฉplacements ร Tananarive et partout en province. Que ce soit pour un รฉvรฉnement spรฉcial, un transfert ร Ivato ou une exploration tranq
uille, nous mettons ร votre disposition des berlines รฉlรฉgantes et des 4x4 de haute qualitรฉ.
๐ ๐๐จ๐ฌ ๐๐ฏ๐๐ง๐ญ๐๐ ๐๐ฌ :
๐ธChauffeurs expรฉrimentรฉs, disponibles 24h/7j
๐ธRรฉservation simplifiรฉe via Messenger (rรฉponse sous 24h)
๐ธLivraison du vรฉhicule ร lโadresse de votre choix
๐ ๐๐จ๐ง๐ญ๐๐๐ญ๐๐ณ-๐ง๐จ๐ฎ๐ฌ :
๐ธSite web : en cours de construction
๐ธRรฉservez dรจs maintenant via Messenger ou WhatsApp
-------
๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ซ ๐๐๐ง๐ญ โ Ny tolotra fanofana fiara eto Madagasikara
๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ซ ๐๐๐ง๐ญ, natsanganโi Aina sy Tsiry, dia manolotra fiara miaraka na tsy misy mpamily ho anโny dia ataonao eto Antananarivo sy any aminโny faritra rehetra. Na ho anโny fotoana manokana, ny fitaterana any Ivato na ny fitsidihana milamina, dia manome anao berline manara-penitra sy 4x4 tsara kalitao izahay.
๐ ๐๐ฒ ๐ญ๐จ๐ฆ๐๐จ๐ง๐ญ๐ฌ๐จ๐๐ง๐๐ฒ :
๐ธMpamily za-draharaha, vonona 24 ora/7 andro
๐ธFamandrihana mora aminโny alalanโny Messenger (valiny ao anatinโny 24 ora)
๐ธFanaterana ny fiara any aminโny adiresy tianao
๐ ๐๐ข๐๐๐ง๐๐ซ๐๐ข๐ฌ๐ ๐๐ฆ๐ข๐ง๐๐ฒ :
๐ธTranokala : mbola eo am-panamboarana
๐ธAtaovy ny famandrihanao dieny izao aminโny alalanโny Messenger na WhatsApp