Trans Tsy Tara IHOSY

Trans Tsy Tara IHOSY Coopérative de transport terrestre des voyageur reliant
Ihosy - Antananarivo / Antananarivo - Ihosy

15/04/2025

Salama daholo!

Misaotra betsaka amin’ny fanohanana sy fitiavana nasehonareo teto amin’ny pejy hatrizay. Amin’izao fotoana izao dia mieritreritra izahay ny hanova na hanavao ny anaran’ny pejy sy ny votoatiny.

Te hahafantatra ny hevitrareo izahay:

Tianareo ve raha manova tanteraka ny lohahevitra sy anarana?

Sa aleo fotsiny manavao ny votoaty an’ny Trans Tsy Tara nefa mitazona ny anarana?

Inona avy ireo lohahevitra mahaliana anareo? (ohatra: fiainana andavanandro, teknolojia, fivelomana, fiara, tantara malagasy, sns)

Ampidiro eto ambany ny hevitrareo, fa ny fandraisan’anareo anjara no tena zava-dehibe amin’ny fanapahan-kevitra.

Misaotra indrindra!
(Nanaraka anareo izahay hatramin’izay, ankehitriny izahay te hanaraka anareo koa!)

10/10/2022

Ihosy - Tana départ maraina (11-10-22) 5h, rampitso! Mp

Afa_po ny groupe   manoloana ny fafinaretana omeny Trans Tsy Tara Misaotra @ fiaraha miasa
13/06/2018

Afa_po ny groupe manoloana ny fafinaretana omeny Trans Tsy Tara
Misaotra @ fiaraha miasa

11/05/2018
29/04/2018

Pour tous info et réservation:

Contact téléphone bureau Ihosy

Mr Freddy 033 07 018 18
Mr. Bela 033 05 420 48
Mme Julia 033 72 184 40
Mr. Ndrina 033 40 622 50 / 034 25 963 46

Contact téléphone bureau Antananarivo

Mr. Ndrasana 033 21 273 97
Mme Celestine 033 74 163 49
Mr Ndretony 033 18 144 23
Mr. Bera 033 37 014 45 / 034 05 014 45

Aiza aminireo no tsara anaovana stationnement ?La quel vous préféré comme gare routière ?
23/04/2018

Aiza aminireo no tsara anaovana stationnement ?

La quel vous préféré comme gare routière ?

21/04/2018

Miarahaba atsika rehetra tonga soa ato amin’ny page
« Transport Tsy Tara Ihosy », izay mitondra mpandeha
Ihosy - Antananarivo / Antananarivo - Ihosy

Bienvenue dans notre page « Transport Tsy Tara Ihosy ».
Trans Tsy Tara est une coopérative de transport terrestre, reliant aussi Ihosy - Antananarivo / Antananarivo - Ihosy

Pour tous info et réservation:

Contact téléphone bureau Ihosy

Mr Freddy 033 07 018 18
Mr. Bela 033 05 420 48
Mme Julia 033 72 184 40
Mr. Ndrina 033 40 622 50 / 034 25 963 46

Contact téléphone bureau Antananarivo

Mr. Ndrasana 033 21 273 97
Mme Celestine 033 74 163 49
Mr Ndretony 033 18 144 23
Mr. Bera 033 37 014 45 / 034 05 014 45

Address

Ihosy
313

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Trans Tsy Tara IHOSY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share