Truck Show Mada

Truck Show Mada Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Truck Show Mada, Transit System, Carion.

ACTROS MERCEDES BENZ no nibata ny amboara "MEILLEUR CAMION 2024🇲🇬 " nandritra ny TRUCK SHOW MADA. Arabaina dia mankasitr...
19/08/2024

ACTROS MERCEDES BENZ no nibata ny amboara "MEILLEUR CAMION 2024🇲🇬 " nandritra ny TRUCK SHOW MADA.
Arabaina dia mankasitraka hatrany antsika rehetra izay namaly ny antso 💯

🔥TRUCK SHOW 2024🔥 Mankasitraka antsika rehetra❤️‍🔥mafinaritra foana ny fiarahana💯
19/08/2024

🔥TRUCK SHOW 2024🔥
Mankasitraka antsika rehetra❤️‍🔥mafinaritra foana ny fiarahana💯

16/08/2024

Aza adino amin'ny alahady 18 Août ho avy izao ny fotoanantsika😍 misokatra amn 9 ora maraina ny vavahady ary ny fety dia mitohy mandraparaina ny andro😉

02/08/2024

Ireo toerana afaka hanjifaina ny billet:
1️⃣ Station Jovena AMORONAKONA
2️⃣ Dagoparts bypass
3️⃣ Mada7Auto Ambohijanaka

Ny 18 AOÛT 2024 ho avy izao ary ny fotoanantsika 💥TRUCK SHOW MADA 💥 ao AMBOHITRAVAO CARION RN2  Akotran'ny exposition Ca...
30/07/2024

Ny 18 AOÛT 2024 ho avy izao ary ny fotoanantsika
💥TRUCK SHOW MADA 💥 ao AMBOHITRAVAO CARION RN2
Akotran'ny exposition Camion, dia hisy koa ny exposition pièces détachées & accessoires poids lourds.🥰

Samy hahazo ny anjarany daholo na ny ankizy na ny lehibe👌
Activités: Animations DJ, Zumba, live avec SKAIZ, ETS, Piscine, Toboggan, Trampoline,..... feux de camp 🎇

Maro koa ireo mpivarotra sakafo, tsakitsaky sy zava-pisotro isan-karazany eny an-toerana 🍕🍻
Be dia be ianareo no nangataka, ka noho izany dia hisy koa ny fiara iombonana départ Jovena Amoronakona. Manasa anao hisoratra anarana dieny izao! ☎️ 0347763188/0347679853
✳️Fidirana: 20 000 Ar
✳️Mbola hisy ny fivarotana billet eny an-toerana

Toerana: AMBOHITRAVAO CARION RN2
Lalana: Jovena AMORONAKONA👉Ambohimalaza 👉 Ambatolampy kely👉 Ambanitsena 👉 Nandihizana 👉 Carion 👉 Tampon'ny Maharidaza no mitsofoka 👉 Ambohitravao

Ny billet koa dia efa azontsika jifaina mivantana ao amin'ny boutique "Station JOVENA AMORONAKONA " ❤️‍🔥❤️‍🔥 Manantena n...
25/07/2024

Ny billet koa dia efa azontsika jifaina mivantana ao amin'ny boutique "Station JOVENA AMORONAKONA " ❤️‍🔥❤️‍🔥
Manantena ny fahatongavantsika rehetra 💯

Mafinaritra foana ny fiarahana 🚨💯 Manantena ny fahatongavantsika rehetra any amn     👊Raha mila fanazavana fanampiny, ma...
21/07/2024

Mafinaritra foana ny fiarahana 🚨💯 Manantena ny fahatongavantsika rehetra any amn 👊
Raha mila fanazavana fanampiny, manasa anao hiditra MP, na miantso mivantana:
034 77 631 88/ 034 76 798 53

Vous êtes routiers, ou bien passionnés des camions poids lourds? Cet événement est fait pour vous 😲❤️‍🔥🇲🇬   Les jeunes t...
20/07/2024

Vous êtes routiers, ou bien passionnés des camions poids lourds? Cet événement est fait pour vous 😲❤️‍🔥🇲🇬

Les jeunes transporteurs de Madagascar vous présentent:
💥 Truc Show 2024 💥, la toute première exposition de camions à Madagascar, qui se déroulera le dimanche 18 août 2024 à Ambohitravao Carion Rn2. 😍📆

Sur place, vous pourrez profiter de diverses animations : réseautage, DJ avec une ambiance clubbing, live avec Skaiz, restaurations et feux de camp.🔥🎆
Des goodies seront distribués et une tombola claxon baby shark, et plusieurs surprises.. 🎖🎺
Différentes activités pour les enfants sont disponibles : jeu de rally playseat 'Euro truck simulator', piscine, toboggan, trampoline,... 🤡⛹️‍♀️
Le rassemblement et le départ des camions sont prévus à JOVENA AMORONAKONA à 9h. 🚛🚨

Truck show est l'événement idéal pour vivre ta passion de truck et d'en mettre pleine vue. Ne ratez pas ça,reservez vos places dès maintenant.

NB: Pour plus d'informations, n'hésitez pas à nous contacter au 0347763188 /0347679853

Address

Carion

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Truck Show Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category