05/10/2022
Ny SUCOTRIMEX SARL dia orinasa misahana ny asa rehetra ho an'olon-tsotra na orinasa mifandraika amin'ny fikarakarana ny antontan-taratasy momba ny entana hafarana avy any ivelan'i Madagasikara na aondrana ivelan'i Madagasikara ao anatin'ny fadintseranana malagasy, ny asa rehetra ataonay eto dia 24 ora aorian'ny nandraisanay ireo antontantaratasy mahakasika ny entana izany, efa mivoaka ny sisin-tanin’ny ladoany eto Madagasikara ny entana, 48 ora ny ela indrindra. SUCOTRIMEX SARL dia hita any amin'ny tanàna roa eto Madagasikara, anisan'izany Antsiranana (Diego suarez) sy Mahajanga (Majunga).
Ny SUCOTRIMEX SARL ihany koa dia miasa amin'ny maha-solontenan'ny orinasa tompontambo, izay haniry hampihiantsona ny sambony eny amin'ny seranan-tsambon'Antsiranana sy Majahanga.
SUCOTRIMEX SARL dia miasa amin'ny maha-solontenan'ny tompon-tsambo amin'ny fandraisana na fankana ireo mpiasan-tsambo.
Koa ianareo izay liana amin'ny iray amin'ireo voalaza etsy ambony ireo dia aza misalasala miantso na manantona avy hatrany amin'ireto adiresy manaraka ireto
Antsiranana: 37, Boulevard de la Liberté Place Kabary Antsiranana Diego-Suarez Madagascar, telephone +261 34 44 990 04, e-mail: [email protected]
Mahajanga: 42, Avenue de la République Majunga-be, Majunga Madagascar, phone +261 34 76 151 12, e-mail:[email protected]