Koperativa Onja

Koperativa Onja Koperativa fitateranan'olona an-drenivohitra - Zotra 192, mampitohy ny tanan'Ankadikely hatrany Mandroseza (By-pass).

Salama daholo tompoko ! MIsy entana adino indray tato anaty fiara ka Iangaviana izay tompony haka azy aty birao aty Ilaf...
31/07/2026

Salama daholo tompoko ! MIsy entana adino indray tato anaty fiara ka Iangaviana izay tompony haka azy aty birao aty Ilafy

Latsaka teto terminus tety ilafy ny CIN
23/07/2026

Latsaka teto terminus tety ilafy ny CIN

MIARAHABA ANTSIKA REHETRA TOMPOKO !!, Misy POKETRA ADINO TATO ANATY FIARA IZAY MISY PERMIS  SY VOLA 232000 ariary ´KA IA...
23/07/2026

MIARAHABA ANTSIKA REHETRA TOMPOKO !!, Misy POKETRA ADINO TATO ANATY FIARA IZAY MISY PERMIS SY VOLA 232000 ariary ´KA IANGAVIANA MBA TENA TOMPONY IHANY NO HAKA AZY ATY BIRAO ATY ILAFY ´MISAOTRA TOMPOKO

18/07/2026

SALAMA DAHOLO TOMPOKO ´NISY MPANDEHA NANADINO ENTANA DIA TSY HITA KA MIANGAVY IZY IZAY NAHITA AZY FA CHAPELETS 80 sy zava Masina maromaro … tao anatiny ´Afaka alefa @ fiaranay dia omena pointeur ilay izy MISAOTRA TOMPOKO @ FIARA MIASA

Misy entana adino indray ato aminay !!! Afaka mandalo ety terminus ety ILAFY izay tompony
10/07/2026

Misy entana adino indray ato aminay !!! Afaka mandalo ety terminus ety ILAFY izay tompony

Karampanondro hita aty terminus Mandikanamana 192  ka raha androany ianao no haka azy dia manatona ny pointeur eo fa ako...
09/07/2026

Karampanondro hita aty terminus Mandikanamana 192 ka raha androany ianao no haka azy dia manatona ny pointeur eo fa akoatra izay dia aty bureau 192 ety Ilafy ´Misaotra tompoko

MIARAHABA ANTSIKA REHETRA ´MISY IRETO ZAVATRA IRETO LATSAKA TATO ANATY TAXIBE ka mitady  azy TOMPONY dia  aty TERMINUS I...
07/07/2026

MIARAHABA ANTSIKA REHETRA ´MISY IRETO ZAVATRA IRETO LATSAKA TATO ANATY TAXIBE ka mitady azy TOMPONY dia aty TERMINUS ILAFY (bureau )

23/06/2026
23/06/2026

MBOLA AVERINAY IHANY FA TENA MARARY IZAHAY FA TSY MODY MARARY SADY TSY MAHAVITA NY HANAMBOARANA FIARA INTSONY VOLA AZO ARY TSY MISY TOMBONY

Address

Ankadikely
Antananarivo
101

Telephone

+261320749076

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Koperativa Onja posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share