28/07/2026
🇲🇬Mbola tsara eehh! 👋🥰
Roa taona sahady izay no niarahan'i AS Travel taminareo.
Mankasitraka anareo rehetra izahay noho ny fanohananareo sy ny fahatokisanareo anay. Ianareo no antony mbola anohizanay manatsara hatrany ny tolotra omenay.
🎁 Ho fisaorana anareo, mandritra ity volana Aogositra ity, dia mahazo tavoahangy rano 1 maimaim-poana ny mpandeha tsirairay amin'ny fiaingana. 💧🚙
🇫🇷 Déjà 2 ans à vos côtés ! ❤️
Depuis deux ans, vous nous accordez votre confiance et nous avons le privilège de vous accompagner sur vos trajets.
Merci pour votre fidélité 🥰👌
🎁 Pour vous remercier, durant tout le mois d'août, une bouteille d'eau sera offerte à chaque passager au départ. 💧
Parce que votre confort et votre satisfaction restent notre priorité.
🚙 AS Travel
Explorez en toute confiance.