04/07/2026
🌴Amin' izao fotoanan'ny FIALAN-TSASATRA izao 🚌✨
Mba hahafahana mamaly bebe kokoa ny filànareo mpanjifa mandritra izao fotoanan'ny fialan-tsasatra izao, KOFIMANGA PLUS dia manampy ora fiaingana vaovao amin'ny 09ora maraina manomboka ny Alatsinainy 06 Jolay 2026 ho avy izao , ho an'ny zotra ANTANANARIVO- TOAMASINA -ANTANANARIVO.
💙 Ao amin'ny KOFIMANGA, ny fahafaham-pon'ny mpanjifa no laharam-pahamehana. Miezaka hatrany izahay manatsara ny tolotra sy ny serivisy mba hahatonga ny dianareo ho milamina sy mahafinaritra.
📍 Afaka manao famandrihana:
✅ Eny amin'ny Agence KOFIMANGA Ambodivona Manjakaray
📞 Amin'ny antso an-telefaonina
💬 Amin'ny Messenger
📱 Na amin'ny application.
🚐 KOFIMANGA PLUS "Manga ny Dia !!!"
🎉POUR LES VACANCES, KOFIMANGA PLUS VOUS EN OFFRE PLUS ! 🚌✨
Pour mieux répondre à vos besoins durant cette période de vacances, KOFIMANGA PLUS met à votre disposition un nouvel horaire de départ à 09h00 du matin à partir de Lundi 06 Juillet 2026 sur la ligne " ANTANANARIVO- TOAMASINA - ANTANANARIVO.
💙 Chez KOFIMANGA, la satisfaction de nos clients est notre priorité. Nous améliorons continuellement nos services afin de vous offrir un voyage confortable, pratique et sécurisé.
📍 Réservez dès maintenant :
✅ À l'Agence KOFIMANGA Ambodivona Manjakaray
📞 Par téléphone
💬 Via Messenger
📱 Ou sur notre Application KOFIMANGA PLUS.
🚐 KOFIMANGA PLUS "Manga ny Dia !!!"