01/05/2026
Mandra - pihaona Cheri, Mama, Bebe
Izahay dia maneho Fisaorana noho'Ny VAVAKA, ny Fankaherezana sy ny Fanotronanareo Anay. JESOA BE FAMINDRAMPO hamaly Fitia Anareo ao amin'ny :
Nonciature
Archidiocesen'Antananarivo tarihin'ny Archeveque Mgr Jean De Dieu RAOELISON
Ny Eveka Mpanampy Mgr Modeste Mamiarisoa RANDRIANIFAHANANA
Ny Congregation AMOUR DE JESUS MISERICORDIEUX tarihin'ny Aumonier Pere Naivoson Joel RAKOTOMALALA
Ny Sanctuaire an Port Berger tarihin'ny Mgr Georges VARKEY sy ny Cure Pere Gerard.Ratelomanga,.Pere Elyse
Pere Armand, Pere Theogene, Pere Prisca, Pere Modeste, Pere Naina, Pere Arthur, Pere Eustance, Pere Jose, Pere Franck, Pere Andry
Ny Vicaire General
Ny Pretra Aumonier an Charismatique.Dieu Donne, Pere Mamisoa sy ne Pretra ao amin' ny Charismatique rehetra
Ny.Soeur des Carmelites, Pere Carme, ny Congregation Ste Ignace sy ny Relijiozy rehetra
Ny Vondrom - bavaka FAMINDRAMPON'ANDRIAMANITRA
Ny Vondrom - bavaka Charismatique
Ny Ekar manerana an MADAGASIKARA, ny Sanctuaire de la Divine Misericorde any Pologne
Ny Fianakaviamben'ny
Ny _Chanteur Ambohitrimanjaka
FJKM Ambodivona, Ambonivohitra Ambohitrimanjaka
FJKM Amboara Ambohimanga
Isika rehetra havana, Namana sy Mpiara miasa izay tonga naneho Fitiavana
Ny Vondrona
Mifampitondra.am - bavaka hatrany!