18/07/2025
Mitady livreur mahafeno ireto fepetra ireto:
๐ Olona mazoto sy mahay lร lana tsara
๐ Manaja client ary mailaka rehefa miasa
๐ Manana bisikileta (iantohana ny entretien isam-bolana)
๐ Tsara kokoa raha mahay moto (na scooter na misy vitesse)
--
โ Aleo ireo mahafeno fepetra ihany no mandefa MP sy miantso โ
-
โ๏ธ 038 19 117 50 no antsoina