Trans Tafita

Trans Tafita Koperativa Fitaterana RN2: Antananarivo- Moramanga- Brickaville- Tamatave

🎊 Tratry ny taona daholo o! 😉Andriamanitra anie handrotsaka fitahiana manana amby ampy sy hiaro antsika indray mandritra...
01/01/2022

🎊 Tratry ny taona daholo o! 😉

Andriamanitra anie handrotsaka fitahiana manana amby ampy sy hiaro antsika indray mandritra ity taona ity. 🙏

Mirary soa hatrany tompoko!




--avec Tafita CLASS

🎉 Ny koperativa Trans TAFITA dia mirary krismasy sambatra ho antsika rehetra! ✨  …- - avec Tafita CLASS
25/12/2021

🎉 Ny koperativa Trans TAFITA dia mirary krismasy sambatra ho antsika rehetra! ✨




- - avec Tafita CLASS

Ho anao mpanjifa na tia hanjifa ny tolotra "Tafita Class" (Tanà - Moramanga - Tanà) dia efa misy ny pejy voatokana ho am...
17/09/2021

Ho anao mpanjifa na tia hanjifa ny tolotra "Tafita Class" (Tanà - Moramanga - Tanà) dia efa misy ny pejy voatokana ho amin'izany. Koa manasa anao hi-j'aime ny pejy mba ahafahanao manaraka ireo vaovao.

Ho anao mpanjifa amin'ny zotra Tanà - Moramanga(tsotra) - Brickaville - Toamasina - Tanà kosa dia eto @ ity pejy (Trans Tafita) ity hatrany no aharahanao ireo vaovao sy ahafahanao mandefa hafatra miafina.

Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra o! 😉

, votre confiance

Pejy: Tafita CLASS

26/06/2021
Efa misokatra ihany koa ny famandrian-toerana (na @ alalan'ny antso an-tarobia na @ fanantonana mialoha eny @ guichet) h...
01/06/2021

Efa misokatra ihany koa ny famandrian-toerana (na @ alalan'ny antso an-tarobia na @ fanantonana mialoha eny @ guichet) ho an'ny zotra Antananarivo - Brickaville - Toamasina - Antananarivo

Andao indray ary eee! 😊

, votre confiance

Araka ny efa fantatsika dia misokatra amin'ny Zoma 04 Jona hoavy izao ny zotra nasionaly. Noho izany, ilazana isika mpan...
31/05/2021

Araka ny efa fantatsika dia misokatra amin'ny Zoma 04 Jona hoavy izao ny zotra nasionaly. Noho izany, ilazana isika mpanjifa fa efa mandray famandrian-toerana amin'ny alalan'ny antso an-tarobia ny zotra *TAFITA_CLASS* (mampitohy Tanà - Moramanga - Tanà) manomboka androany Alatsinainy faha 31 May 2021.
Ho anareo izay tia hanao famandrian-toerana mivantana kosa dia amin'ny Alarobia faha 02 Jona no misokatra ho antsika ny guichet "Tafita Class" (Antananarivo/Moramanga): 8h - 17h

*Saran-dalana tokana tsy miova = 12.000 Ar
*Fiaingana = isaky ny adiny iray (6h-18h)
*Fiara 1 = 10 places

Tolotra tsara kokoa hatrany ary manaja ireo fepetra ara-pahasalamana.

Aza tara ary e! 😉

, votre confiance
, Qualité - Rapidité - Sécurité

Miandry ny fisokafan'ny làlana isika, antenaina fa tsy ho ela intsony. Miandry am-pitiavana antsika mpanjifa rehetra. Mi...
27/05/2021

Miandry ny fisokafan'ny làlana isika, antenaina fa tsy ho ela intsony. Miandry am-pitiavana antsika mpanjifa rehetra. Misaotra amin'ny fahatokisana anay hatrany!
TAFITA CLASS👍

Faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny P***a! Mirary ny fitahian'Andriamanitra hatrany izahay!!Satria maro amintsi...
04/04/2021

Faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny P***a! Mirary ny fitahian'Andriamanitra hatrany izahay!!

Satria maro amintsika no manontany, dia hamafisinay eto fa MBOLA MISY NY FIARA MANDEHA ETO AMINAY ANDROANY (Tana-Moramanga-Tana).

Mankasitraka indrindra tompoko.

  , efa vonona @ fiaingana! Tongava soa Gôna a!!! Qualité - Rapidité - Sécurité
02/04/2021

, efa vonona @ fiaingana!
Tongava soa Gôna a!!!


Qualité - Rapidité - Sécurité

Roa andro sisa dia hisokatra ny zotra amin'ny endriny vaovao sy kalitao avo lenta izay mampitohy an'i Tana sy Moramanga,...
31/03/2021

Roa andro sisa dia hisokatra ny zotra amin'ny endriny vaovao sy kalitao avo lenta izay mampitohy an'i Tana sy Moramanga, saran-dalana 12 000 ar

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261341263988

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Trans Tafita posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Trans Tafita:

Share