14/08/2026
💡 TOROHEVITRA — Alamino ny notifications Misy ary tsy hadino na inona na inona intsony:
🔔 "Efa lasa ny mpamilinao" → miomana
🔔 "Tonga ao anatin'ny 2 min" → midina
🔔 "Vita ny course" → efa vonona ny reçu
Raha tsy misy notifications, very fotoana manamarina ny app ianao.
Raha misy, tonga amin'ny fotoana mety daholo ⏰
📱 Paramètres → Notifications → Alamino daholo
🔖 Tehirizo ity post ity !