03/03/2026
❤❤WEEK-END A ANDASIBE ET MORAMANGA Le 28 et 29 MARS 2026❤❤ 2 jours et 1 nuitées.
🌹🌹Hijery ifotony ao Moramanga isika ny 29 Mars 2026, avy eo dia hitsidika sy hisakafo ao MANDRAKA PARC.
🌹🌹Fa lohan’ izany rehetra izany dia hiaraka hankafy ny hankaton’ Andasibe isika ka ireto avy ireo tolotra hisambarantsika amin’izany :
🌴 Cocktail de bienvenue
🌴 Kilalao maro isan-karazany
🌴 Kitonotono masikita
🌴 Karaoké
🌴 Piscine
🌴 Billard
🌴 Pétanque
🌴 2 L d’eau offert par personne
🌴 Pensions : 2 déjeuners, 1 petit déjeuner, 1 dîner
🌴 Visite village et Gare Andasibe
🌴 Visite Parc
🌴 Hébergement 2 personnes par chambre
🎸🎸🎸Ary indrindra tsy ho adino ny fiaraha-mikalo sy fampiaraham-peo amin’ny fitendrena gitara🎸🎸🎸
👉Ireo rehetra ireo dia efa tafiditra amin’ ny sarany 290 000 Ar monja.
💢💞Fandrio dieny izao ary ny toeranao.
Places limitées — Réservez rapidement !
034 45 665 98 – 034 06 204 23
fb : Madagascar Infini Tours