Kofita

Kofita Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kofita, Transit System, Antananarivo.

23/04/2025
MIASA. MIASA... 23 24 avril fa anjarany polisy sy zandry mandamina..
23/04/2025

MIASA. MIASA... 23 24 avril fa anjarany polisy sy zandry mandamina..

APETRAKA ETO IHANY FA DIA 19H 30 DIA ZARA RAHA MISY OLONA 2 NA 3 SISA ENY ANDOHARANOFOTSY MIDITRA ANATY FIARA HODY ATY A...
20/03/2025

APETRAKA ETO IHANY FA DIA 19H 30 DIA ZARA RAHA MISY OLONA 2 NA 3 SISA ENY ANDOHARANOFOTSY MIDITRA ANATY FIARA HODY ATY AMBOHIJANAKA...

08/03/2025
08/03/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Liantsoa Iavotriniaina, Ravo Rafanomezantsoa, Olivia Rakotondramanana

FIVORIANA MAIKA ANIO ALAHADY 02 MARS 2025 17h atao ao @ Komina Ambohijanaka :Lahadinika: Fampitana s'y Fanazavana @ ants...
02/03/2025

FIVORIANA MAIKA ANIO ALAHADY 02 MARS 2025 17h atao ao @ Komina Ambohijanaka :
Lahadinika: Fampitana s'y Fanazavana @ antsimpirihany n'y ( cahier de charges)
*LAMINASA izay nifampidinihana t@ komina ary n'y FITSIPIKA anatiny koperativa Nohavaozina..

Salama daholo.. MANENTANA antsika rehetra hamangy ny fianakavian'ny Mpamily sady tompon'ny Fiara nodimandry teo amperina...
17/02/2025

Salama daholo.. MANENTANA antsika rehetra hamangy ny fianakavian'ny Mpamily sady tompon'ny Fiara nodimandry teo amperinasa.. Araka n'y hafa try ny TOMPO hoe : miaraha ory @ zay ory ary mifampitondra izay mavesatra.... IZANY DIA HATAO ANIO ALATSINAINY ENY AMBOHITANETY @ 04 ORA HARIVA.. HISY FIARA 1 IRAISANA HO ANTSIKA KOFITA MIAINGA EO AMBOHIJANAKA.. MISAOTRA TOMPOKO

VITA ILAY FIVORIANA NARAHANA FANAOVAN-TSONIA FIARAHANA - MIASA EO  @ TRANOM-PIATOHANA NY HAVANA SY UCTS.. FIKAMBANANA MP...
19/12/2024

VITA ILAY FIVORIANA NARAHANA FANAOVAN-TSONIA FIARAHANA - MIASA EO @ TRANOM-PIATOHANA NY HAVANA SY UCTS.. FIKAMBANANA MPITATITRA MISY ANTSIKA KA TOMBOTSOA LEHIBE NO TOLOTRA OMENY ANTSIKA DIA : FIHENAMBIDY 50% ARY TOLOTRA MARO SAMIHAFA KOA...

Ho avy TSY ho ela e...
19/10/2024

Ho avy TSY ho ela e...

25/08/2024

Mafinaritra

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kofita posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category