23/04/2026
🚫 Salama daholo. 🚫
Ho anareo izay maniry hiditra ho mpikambana ao amin’ny groupe "ADY FOTOTRA ✊" dia hiangaviana mba handefa hafatra miafina (Message Privé) amin’ny pejy Move On : Be ready for change na koa ADY Fototra !!
📌 Omena anareo ireo ny "lien fiche d’adhésion" izay ilaina amin’ny fanamarinana sy fankatoavana ny fangatahana!!
🙏 Mankasitraka indrindra amin’ny fiaraha-miasa!
Ps: Tsy mantsy mameno ilay fiche vao approuvé ny demande ☺️