Cotisse Transport

Cotisse Transport Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Cotisse Transport, Transportation Service, IVM 12 TER AT, Antananarivo.

Coopérative de transport desservant Antananarivo, Antsirabe (Sotrate), Toamasina, Mahajanga, Fianarantsoa (Sonatra Plus), Morondava (Sonatra Plus), Antsiranana (Anjara Trans Exact), Ambatondrazaka, Toliara (Besady Plus). Cotisse Transport met à la disposition de sa clientèle une flotte composée essentiellement de Mercedes-Benz Sprinter 2 phase 3 et phase 4 de 19 places et 16 places. De par la qua

lité de ses services (salle d'attente, véhicules avec wifi, espace privatif, snack, ...), Cotisse Transport se veut être la nouvelle référence dans le secteur du transport terrestre de de voyageurs.

Amin'izao vanim-potoanan'ny fialantsasatra izao, dia hamafisinay hatrany ny fanaraha-maso sy ny fikojakojana ireo fotodr...
03/08/2026

Amin'izao vanim-potoanan'ny fialantsasatra izao, dia hamafisinay hatrany ny fanaraha-maso sy ny fikojakojana ireo fotodrafitrasa sy fitaovam-pitaterana eto anivon'ny Koperativa.

Tsy mitsahatra ny fikojakojana ny fiara, ary havaozina hatrany ny fandaminana eny amin'ireo toby fiantsonan'ny Cotisse Transport manerana an'i nosy, mba hiantohana ny kalitaon'ny tolotra sy ny fiarovana ny rehetra.

Ny tanjonay dia ny hiaraka handroso amim-pahatokiana, ka hahatonga ny dian'ny mpandeha sy ny fitaterana entana ho tonga soa sy milamina hatrany.

🎉 𝟭𝟯 𝗧𝗔𝗢𝗡𝗔 𝗡𝗜𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔𝗡𝗔  Mankalaza ny faha-13 taonany ny Cotisse Transport.Nandritra izay taona maro izay dia niezaka hatra...
24/07/2026

🎉 𝟭𝟯 𝗧𝗔𝗢𝗡𝗔 𝗡𝗜𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔𝗡𝗔

Mankalaza ny faha-13 taonany ny Cotisse Transport.

Nandritra izay taona maro izay dia niezaka hatrany izahay ny hampifandray antsika, hanolotra tolotra azo antoka sy matihanina, ary hanome lanja ny fahatokisanareo isan'andro.

Misaotra anareo mpandeha sy mpiara-miombon'antoka rehetra izay niara-namolavola ity tantara ity.

Tsy hijanona eto anefa ny dia. Vonona izahay hiatrika ireo fanamby vaovao sy hanohy hanatsara ny tolotra hatrany. Andao hiara-hanoratra ny tantara !

🚍 𝗩𝗼𝗻𝗼𝗻𝗮 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗻𝘆 𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝘆 𝗵𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆 𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗼Na dia ao anatin'ny vanim-potoana be mpandeha aza, dia mijanona ho laharam-pahameh...
10/07/2026

🚍 𝗩𝗼𝗻𝗼𝗻𝗮 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗻𝘆 𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝘆 𝗵𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆 𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗼

Na dia ao anatin'ny vanim-potoana be mpandeha aza, dia mijanona ho laharam-pahamehan'ny Cotisse Transport ny fandraisana tsara sy ny tolotra matihanina.

Misaotra amin'ny fahatokisanareo. Mirary dia milamina ho anareo rehetra!

🔴 𝗙𝗜𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔-𝗠𝗜𝗔𝗦𝗔 Cotisse Transport x 𝗘𝘅𝗽𝗿𝗲𝘀𝘀 𝗟𝗶𝘃𝗿𝗮𝗶𝘀𝗼𝗻
29/06/2026

🔴 𝗙𝗜𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔-𝗠𝗜𝗔𝗦𝗔
Cotisse Transport x 𝗘𝘅𝗽𝗿𝗲𝘀𝘀 𝗟𝗶𝘃𝗿𝗮𝗶𝘀𝗼𝗻

📦𝗙𝗜𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔-𝗠𝗜𝗔𝗦𝗔📦

Ho fanomezana fahafaham-po hatrany ny mpanjifa dia faly izahay mampahafantatra ny fiaraha-miasa ofisialy eo amin’ny 𝗖𝗼𝘁𝗶𝘀𝘀𝗲 𝗧𝗿𝗮𝗻𝘀𝗽𝗼𝗿𝘁 𝗱𝗲 𝗠𝗮𝗿𝗰𝗵𝗮𝗻𝗱𝗶𝘀𝗲𝘀 sy ny 𝗘𝘅𝗽𝗿𝗲𝘀𝘀 𝗟𝗶𝘃𝗿𝗮𝗶𝘀𝗼𝗻.

Manomboka izao, ny 𝗘𝘅𝗽𝗿𝗲𝘀𝘀 𝗟𝗶𝘃𝗿𝗮𝗶𝘀𝗼𝗻 dia afaka manatanteraka ny fanaterana ireo entana izay alefa amin’ny alalan’ny 𝗖𝗼𝘁𝗶𝘀𝘀𝗲 - 𝗧𝗿𝗮𝗻𝘀𝗽𝗼𝗿𝘁 𝗱𝗲 𝗠𝗮𝗿𝗰𝗵𝗮𝗻𝗱𝗶𝘀𝗲𝘀 , mba hahatongavan’izany any amin’ny toerana voatondro.

Raha mila fanazavana fanampiny:
📞 𝗘𝘅𝗽𝗿𝗲𝘀𝘀 𝗟𝗶𝘃𝗿𝗮𝗶𝘀𝗼𝗻: 034 10 995 61

📞 𝗖𝗼𝘁𝗶𝘀𝘀𝗲 𝗧𝗿𝗮𝗻𝘀𝗽𝗼𝗿𝘁:
• 032 11 027 10
• 032 11 027 33



🇲🇬  𝗧𝗿𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗔𝘀𝗮𝗿𝗮𝗺𝗮𝗻𝗶𝘁𝗿𝗮Mirary Fetin’ny Fahaleovantena sambatra ho an’ny Malagasy rehetra.Ankalazaintsika miaraka am-p...
26/06/2026

🇲🇬 𝗧𝗿𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗔𝘀𝗮𝗿𝗮𝗺𝗮𝗻𝗶𝘁𝗿𝗮
Mirary Fetin’ny Fahaleovantena sambatra ho an’ny Malagasy rehetra.
Ankalazaintsika miaraka am-pireharehana ny fahafahantsika sy ny maha-izy antsika. Mirary firaisankina, fandriampahalemana ary hoavy mamirapiratra ho an’i Madagasikara.

💙 𝐌𝐢𝐫𝐚𝐫𝐲 𝐟𝐞𝐭𝐲 𝐬𝐚𝐦𝐛𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧'𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐫𝐚𝐲 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚  Mankasitraka anareo amin'ny fitiavana, ny fahafoizan-tena ary ny hery ent...
21/06/2026

💙 𝐌𝐢𝐫𝐚𝐫𝐲 𝐟𝐞𝐭𝐲 𝐬𝐚𝐦𝐛𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧'𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐫𝐚𝐲 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚
Mankasitraka anareo amin'ny fitiavana, ny fahafoizan-tena ary ny hery entinareo isan'andro ho an'ny fianakaviana.
Enga anie ho feno hafaliana sy fitahiana ity andro manokana ity.

Amin'izao akatoky ny fetim-pirenana izao 🇲🇬 aiza ny toerana andehananao miarakamin'ny Cotisse Transport ?
18/06/2026

Amin'izao akatoky ny fetim-pirenana izao 🇲🇬 aiza ny toerana andehananao miarakamin'ny Cotisse Transport ?

📁 𝐑𝐄𝐉𝐎𝐈𝐆𝐍𝐄𝐙-𝐍𝐎𝐔𝐒Pour étoffer notre équipe à TULEAR, nous recrutons des 𝗔𝗚𝗘𝗡𝗧𝗦 𝗗'𝗔𝗖𝗖𝗨𝗘𝗜𝗟𝗦. Envoyer votre dossier dès main...
15/06/2026

📁 𝐑𝐄𝐉𝐎𝐈𝐆𝐍𝐄𝐙-𝐍𝐎𝐔𝐒
Pour étoffer notre équipe à TULEAR, nous recrutons des 𝗔𝗚𝗘𝗡𝗧𝗦 𝗗'𝗔𝗖𝗖𝗨𝗘𝗜𝗟𝗦.
Envoyer votre dossier dès maintenant à [email protected] (Objet: Agent d'accueil Tulear)

Fantatrao ve fa misy ny tolotra fitaterana entana, izay miainga isan'andro eto anivon'ny Cotisse Transport ?Ireto avy ny...
02/06/2026

Fantatrao ve fa misy ny tolotra fitaterana entana, izay miainga isan'andro eto anivon'ny Cotisse Transport ?
Ireto avy ny tanana mifandray amin'izany :
📍 𝗔𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼, 𝗔𝗻𝘁𝘀𝗶𝗿𝗮𝗯𝗲, 𝗙𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝘁𝘀𝗼𝗮, 𝗜𝗵𝗼𝘀𝘆, 𝗧𝗼𝗹𝗶𝗮𝗿𝗮, 𝗠𝗮𝗻𝗮𝗸𝗮𝗿𝗮, 𝗧𝗼𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮, 𝗠𝗼𝗿𝗼𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮, 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗷𝗮𝗻𝗴𝗮, 𝗔𝗻𝘁𝘀𝗶𝗿𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮, 𝗔𝗺𝗯𝗶𝗹𝗼𝗯𝗲, 𝗔𝗺𝗯𝗮𝗻𝗷𝗮, 𝗡𝗼𝘀𝘆 𝗕𝗲.
Aza misalasala manantona ny masoivoho akaiky anao !

🌷 𝗠𝗶𝗿𝗮𝗿𝘆 𝗙𝗲𝘁𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗥𝗲𝗻𝘆 𝘀𝗮𝗺𝗯𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗿𝗲𝗻𝘆 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 🌷En cette journée spéciale, toute l’équipe de Cotisse Transport so...
31/05/2026

🌷 𝗠𝗶𝗿𝗮𝗿𝘆 𝗙𝗲𝘁𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗥𝗲𝗻𝘆 𝘀𝗮𝗺𝗯𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗿𝗲𝗻𝘆 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 🌷

En cette journée spéciale, toute l’équipe de Cotisse Transport souhaite une très bonne fête à toutes les mamans.

Merci pour votre amour, votre courage et tous les sacrifices que vous accomplissez chaque jour pour vos familles.

💐 Bonne Fête des Mères ! 💐

Address

IVM 12 TER AT
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 06:00 - 20:30
Tuesday 06:00 - 20:30
Wednesday 06:00 - 20:30
Thursday 06:00 - 20:30
Friday 06:00 - 20:30
Saturday 06:00 - 20:30
Sunday 06:00 - 20:30

Telephone

+261321102710

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cotisse Transport posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Cotisse Transport:

Shortcuts

Share