Logis Tic & Transport by LTE

Logis Tic & Transport by LTE LTE, la solution pour ceux qui résident en dehors des centres urbains.

Vous méritez le meilleur lors de vos déplacements : rapidité, confort et style. Notre service de VTC à moto combine tous...
26/04/2024

Vous méritez le meilleur lors de vos déplacements : rapidité, confort et style. Notre service de VTC à moto combine tous ces éléments pour vous offrir une expérience de transport exceptionnelle. Oubliez les attentes interminables et les trajets stressants. Avec notre équipe de chauffeurs expérimentés, vous arriverez à destination en toute sécurité et à temps, tout en profitant du plaisir de voyager sur deux roues. Découvrez par vous-même pourquoi notre service de VTC à moto est le choix préféré des voyageurs exigeants. Réservez dès maintenant et laissez-nous vous montrer ce que signifie voyager avec excellence.

👋 MIARAHABA E!!!🥰Aza adino fa miainga isa-maraina avy aty Alasora izahay, noho izany dia afaka manatitra anao foana foan...
29/01/2024

👋 MIARAHABA E!!!🥰

Aza adino fa miainga isa-maraina avy aty Alasora izahay, noho izany dia afaka manatitra anao foana foana isan-andro izahay.😊

📆Tapitra sahady ity ny herinandro voalohany amin’ity taona ity.Mirary taona zina hatrany ho antsika mpanaraka ny pejy sy...
06/01/2024

📆Tapitra sahady ity ny herinandro voalohany amin’ity taona ity.

Mirary taona zina hatrany ho antsika mpanaraka ny pejy sy ianareo mpanjifa.🫶

03/01/2024

⭕️MAHAZO MANAO KAMO IANAO 🫵🏼⭕️

Efa haterinay ianao ka aza adino ny misasa maraina🚿

Mbola afaka matory maraina ianao 🛌… Aterinay ianao fa aza manahy. 🏍

Misakafoana maraina ☕️🥯 fa tsy ataonay ho tara izany ianao.

⭕️TAPITRA⭕️Tapitra sahady ilay fakan’aina teo. Hiverina amin’ny rotoroto indray😮‍💨📌Soa fa eto foana ilay sakaizanao tsy ...
02/01/2024

⭕️TAPITRA⭕️

Tapitra sahady ilay fakan’aina teo. Hiverina amin’ny rotoroto indray😮‍💨

📌Soa fa eto foana ilay sakaizanao tsy mahafohy hamonjy anao✅

Logis Tic & Transport by LTE vonona hanatitra anao n’aiza n’aiza amin’ny sarany mora foana. 🥰

Manasa anao hiditra hafatra miafina fa efa misokatra ny fandraisana rendez-vous ho an’ity volana Janoary ity.📆

🥰 Maminay ianareo mpanjifa, 🥰Eny, noho ianareo dia misy izahay.🥰Manomboka taom-baovao isika, andao hiara-dalana aminay. ...
01/01/2024

🥰 Maminay ianareo mpanjifa, 🥰

Eny, noho ianareo dia misy izahay.🥰

Manomboka taom-baovao isika, andao hiara-dalana aminay. 🤝

💰Ny sarany mora indrindra hatrany eo amin’ny sehatry ny VTC à moto. 🏍

📱Miantsoa malaky aza na midira ao amin’ny hafatra miafina. 💬

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 19:00
Tuesday 07:00 - 19:00
Wednesday 07:00 - 19:00
Thursday 07:00 - 19:00
Friday 07:00 - 19:00
Saturday 07:00 - 19:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Logis Tic & Transport by LTE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share