Macy's California Store

Macy's California Store Transport de voyageurs sur les reseaux nationaux. Axe Rn4, Rn6 et Rn2

27/01/2021
01/01/2021
16/11/2020
22/10/2020

Na mandalo sedra aza isika, izay ilay fiainana, ekentsika ny fandaharana napetrak ilay Ray ao ambony.
Mandria am piadanana Solofo (zanak mme Marie Patricia Veromanitra), mpamily tao amin ny Madavoyages.
Courage Vero sy ny madavoyages rehetra.

Ampatsiahivina foana isika samy hanaja ny GESTE BARRIÈRE. AROVY NY TENANAO SY NY MPIARA BELONA AMINAO. Am-pitiavana be.😍
16/10/2020

Ampatsiahivina foana isika samy hanaja ny GESTE BARRIÈRE.
AROVY NY TENANAO SY NY MPIARA BELONA AMINAO.
Am-pitiavana be.😍

Miezaka foana mba hanara dalana, miezaka koa mba ho matihanina eo amin ny fitaterana. Manaja ny lamina apetraky ny fanja...
27/09/2020

Miezaka foana mba hanara dalana, miezaka koa mba ho matihanina eo amin ny fitaterana. Manaja ny lamina apetraky ny fanjakana.
Koa manentana anao mpanjifa izahay mba hanaraka sy hiroso any amin ny fandrosoana koa.
Isika rehetra no miara mandray ny andraikitra tandrify antsika.
Laharana ahafantsika mifandray na ihany koa manao famandrihan toerana :
0325797537 na ny 0347021769.
Mankasitraka hatrany.

"TOUJOURS ALLER DE L'AVANT"

11/09/2020

Ny zotra mampitohy an Antananarivo sy ny faritra DIANA dia mbola tsy misokatra aloha.
Misaotra antsika rehetra.

Address

Antananarivo

Telephone

+261325797537

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Macy's California Store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category