Mi's tout

Mi's tout DIEU est GRAND 🔥

30/05/2025

♨️Aiza no marary anao❓
♨️Inona ny aretina mitaiza anao❓
Mitsabo anao amin'ny alàlan'ny OTRA izahay🔥manome fanantenana anao
hanana vatana salama sy tomady 💪

Hotsabointsika hatramin'ny fàkany ny aretina rehetra amin'ny alàlan'ny OTRA
✔️Reflexologie
✔️ Kynésithérapie
✔️Massage général, ammicissant, relaxant

Ho anao izay manana ireto aretina ireto:
👉Calcul rénal, hozatra mivonkona (aretin-damosina sy lohalika,..), tosi-drà tsy milamina, aty, fo, vavony, prostate, sinusite, maso, tsy mahita tory, rera-dava, sciatique, tapaka làlan-drà,..
👉Mitady Zaza, bevohoka, zaza misy rehoka, mipipy am-pandriana..sy ny sisa tsy voatanisa

🏠Toerana: Anjanahary na afaka manatona anao any an-tranonao ihany koa hitsaboantsika ireo aretina ireo.

📱Aza misalasala mandefa mp na miantso ny 038 74 299 13 / 033 71 802 06

ANTM/FMNPM n°166-MSANP

📢📢📢ALERTE MASSAGE💥💥💥Tarif d'ouverture tout à 10 000 ariary 💸Ho anao reraka🛌, te hiena🚶, tapaka làlan-drà🤕, Misy diabeta🧐...
11/05/2025

📢📢📢ALERTE MASSAGE💥💥💥
Tarif d'ouverture tout à 10 000 ariary 💸
Ho anao reraka🛌, te hiena🚶, tapaka làlan-drà🤕, Misy diabeta🧐, tosi-drà😩,...
Maniry te hiteraka🤱, bevohoka rera-dava🤰, ...
Zaza Misy rehoka🙇 farofirofy👀, mipipy am-pandriana🛌,...
Izahay Dia mtsabo ny aretina rehetra amin'ny alàlan'ny otra💯☑️
🏠Toerana: Anjanahary ampitan'ny Gerchard
📞038 74 299 13 / 033 17 802 06

Misy entana alaina?🔁 Aterina? 🔃 Ho vidiana?💰 Sa ho alefa any amin'ny faritra?📥Efa eto izahay hiasa ho anao 🚲 amin'ny sar...
25/04/2025

Misy entana alaina?🔁 Aterina? 🔃 Ho vidiana?💰 Sa ho alefa any amin'ny faritra?📥
Efa eto izahay hiasa ho anao 🚲 amin'ny sarany 3 000 ariary 💸n'aiza n'aiza eto Antananarivo ☑️
Fiaraha-miasa: ✳️azo antoka ❇️haingam-piasa✴️ara-potoana ⏲️ Antsoy ny 📞 038 74 299 13 na 📱 033 17 802 06
🏠Birao Mi's Tout Anjanahary

Andeha hitsangatsangana ve 🏞️ sa hanao vakansy 🏝️sa hamita adidy?⌚Manana fiara tsara sy maro karazany mety aminao izahay...
16/04/2025

Andeha hitsangatsangana ve 🏞️ sa hanao vakansy 🏝️sa hamita adidy?⌚
Manana fiara tsara sy maro karazany mety aminao izahay 🚌🚗🚐🚘🚎
Mandeha n'aiza n'aiza (tanà / faritany) amin'ny hofany mirary 💸
Birao: Mi's TOUT Anjanahary
Fifandraisana: 034 71 355 79

15/04/2025

*Maison entière à louer🏠
*Bord de route, afaka anaovana activité (restaurant, fast food, .
Pizzeria,...ou autres)🍜🍝🌮
*Grand Rez de chaussée + 1 chambre au 1ère étage avec terrasse +1 chambre au 2ème étage
*Très bonne visibilité avec clients fidèles et connues, cadre acceuillant, moderne et bien décoré avec tous les matériels complets si nécéssaire (frigo, micro-onde, congélateur, pizza-pan, ustensiles de cuisines, 2 vitrines ,...)
Toerana: Anjanahary
Contact 038 74 299 13

"Baume tigre" na mena-tsinoa manavotra anao amin'ny ririnina satria dia: - ody sery mahery vaika- Manala ny aretin'andoh...
10/04/2025

"Baume tigre" na mena-tsinoa manavotra anao amin'ny ririnina satria dia:
- ody sery mahery vaika
- Manala ny aretin'andoha
- hosorana Rehefa mikohaka
- mety amin'ny olon-drehetra

Prix 10 000 ar ny 6 pièces
Manao livraison 3mil ariary n'aiza n'aiza 😊

038 96 122 21

09/04/2025

Mitady:

- SECRETAIRE
+25 ans , matotra, mahay mandray olona sy mandamina fotoana

- CHAUFFEUR
+25 ans, matotra, efa niasa Ary manana permis complet

- LIVREUR
+ 20 ans, matotra, na mbola tsy niasa aza tsy maninona.

Atero ny dossier:
*cv + cin ho an'ny secrétaire sy chauffeur
*Cin sy sary tapaka ho an'ny livreur
Toerana: Mi's TOUT Anjanahary ampitan'ny arrêt bus gerchard radama 1er mialohan'ny alarobia 16 aprily 2025 amin'ny 5 Ora hariva.
Contact: 038 74 299 13

Address

Anjanahary II O
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 06:00 - 20:30
Tuesday 06:00 - 20:30
Wednesday 06:00 - 20:30
Thursday 06:00 - 20:30
Friday 06:00 - 20:30
Saturday 06:00 - 20:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi's tout posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share