10/01/2026
Mba mahafoy teny kely hoan'i dada ve enao ?
eny fa na de tsy eo intsony ary ny an'ny namana sasany. mba omeo teny fisaorana hatrany izy fa tsy ho voavalinao mandrakizay ny nataony taminao ♥️♥️♥️ ary tsy hoadinonao mandrakizay ny fisiany teo amin'ny fiainanao♥️♥️♥️♥️