Fy'delicoli

Fy'delicoli Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fy'delicoli, Transportation Service, fy'deliko antanimena, Antananarivo.

1-transport de marchandises international-local
2:Transfert d'argent Local-International (Mandefa sy mandray vola manerana izao tontolo izao )
3-Business Investors
4-Achat en ligne
5-Passeports,Visa
6-Traduction Global language
7-Papier administratif

12/05/2026

💶💰💵💴💸
👉 Mandefa sy mandray vola manerana izao tontolo izao

👉 Transfer Money Worldwide with Confidence

👉 Envoyez et recevez de l’argent partout dans le monde – Rapide, sécurisé et fiable

👉全球快速安全汇款与收款

🚛🛫✈️
👉Mandefa sy maka ny Entanao Manerana izao tontolo izao

👉 Envoyez et Recevez Vos Colis Partout dans le Monde

👉 Send and Receive Your Packages Worldwide

👉全球收发您的包裹

🟢Fy’delicoli:

1-transport de marchandises international-local✈️⛴️🚛

2-Money transfer
3-💶Business Investors💰
4-Achat en ligne👓👜
5-Passeports,Visa🛫🛬
6-Traduction Global ,Global Language School MG🎓
7-Papier administratif📜



🌍Raha mahaliana anao ary izany dia manantona mivanata ety amin'ny Biraon'ny Fy'delicoli International-Local Antanimena ambany hakaikan'ny Lalam-by bassin mifanila amin'ny Fy'delikô Fromage na Tamatave akaikan’ny Adventist Bazarikely, na mandefa hafatra miafina na koa miantso mivantana ireto laharana manaraka ireto:
📞 contact
+261 38 20 821 74
+261 33 91 449 50
+261 20 76 821 74

📧 [email protected]
🌍
🌎fydelicoli.com
🌏



🚀 FY’DELICOLI: Money Transfer

–Mandefa vola haingana, azo antoka, maneran-tany!💵💸💴

FY’DELICOLI — Mitondra akaiky ny lavitra🛫📡

Mandefa sy mandray entana maneran-tany🪩📦

12/05/2026

Neny ôh!
Mitongava mijery fa fetinao an’io!😘🥰🎉
Fy'delicoli International ,Fy'delikô Fromage , LH PRO

Mitongava daholo manao fetin’ny Neny eee!🥰❤️🎉🎁
06/05/2026

Mitongava daholo manao fetin’ny Neny eee!🥰❤️🎉🎁

Atolotry NY LH PRO , FY DELIKO FROMAGE, FY DELICOLI ho antsika : "FETIN'I MAMA"
Ny Alahady 31 mai 2026 sy sasany tolakandro ao Antsahamanitra. Miaraka MIANAKAVY, DADANAIVO, MAHYEN (MamaTagany), Gérald DANGER sy Poussy MASIAKA BE, EO ARA HOE ! Hiara-hitsiky 🤩😍 , hiara-hiomehy🤣😂 , hiara-hihira 🔊🎼🎤 , hiara-handidy 💃🧑‍🩰 hanala strass eeee !
Ndao neny a ! Hoento ny mpianakavy dia any MIHAONA. Dia jifao dieny izao ao Analakely (Réservations sy billets simples) sy eny Antanimena.
Hisy promotion produits FyDeliko Fromage mafinaritra loatra eny an-toerana ny andron'ny fampisehoana ! Koa tsy complet ve ny avant fa inona no andrasana !?
RÉSERVATION: 25.000ar- Billets simples: 10.000ar (adultes), 5000ar (enfants moins de 10 ans)
Sponsor officiel : FY DELIKO FROMAGE
Sono&lumière : MiRitsoka
LH PRO, l'événement 100% unique

💶💵💴Fy'delicoli BUSINESS INVESTOR💰💸⚖️📡Te hampitombo ny volanao ve ianao?Te hanana fidiram-bola fanampiny?👉 Tongava manao ...
17/04/2026

💶💵💴Fy'delicoli BUSINESS INVESTOR💰💸

⚖️📡Te hampitombo ny volanao ve ianao?
Te hanana fidiram-bola fanampiny?

👉 Tongava manao Business Investor miaraka amin’ny FY’DELICOLI International-Local

🏗️🏢Hampiasao amin’ny Entreprises ny volanao manomboka amin’ny 50 000ar ary mahazoa tombony isan’andro!⏰

💼 Nahoana no tokony hiara-miasa aminay?

✔️ Business efa mandeha sy mitombo
✔️ Tetikasa matotra sy maharitra
✔️ Fidiram-bola azo antoka arakaraka ny investissement
✔️ Fitantanana matihanina sy mangarahara



💰 Tombony ho anao:
• Mahazo profit régulier
• Mitombo miaraka amin’ny orinasa
• Afaka manomboka amin’ny capital mifanaraka aminao


🟢Fy’delicoli:

1-transport de marchandises international-local✈️⛴️🚛

2:
🇲🇬Mandefa mandray vola manerana izao tontolo izao
🇫🇷Envoyez et recevez de l’argent partout dans le monde – Rapide, sécurisé et fiable
🇺🇸Transfer Money Worldwide with Confidence

3-💶Business Investors💰
4-Achat en ligne👓👜
5-Passeports,Visa🛫🛬
6-Traduction Global language Global Language School MG🎓
7-Papier administratif📜



🌍Raha mahaliana anao ary izany dia manantona mivanata ety amin'ny Biraon'ny Fy'delicoli International-Local Antanimena ambany hakaikan'ny Lalam-by bassin mifanila amin'ny Fy'delikô Fromage na mandefa hafatra miafina na koa miantso mivantana ireto laharana manaraka ireto:
📞 contact
+261 38 20 821 74
+261 33 91 449 50
+261 20 76 821 74

📧 [email protected]



🚀 FY’DELICOLI – Miara-mandroso, miara-mahazo tombony!

04/04/2026

AOTRA

Randriarimanana Tahina Eritina

Fy'delikô Fromage

04/04/2026

AOTRA

Randriarimanana Tahina Eritina

Fy'delikô

Izany tokoa ah!😅😍Fy'delikô  Fromage Fy'delicoli  INTERNATIONAL-LOCAL
22/02/2026

Izany tokoa ah!😅😍
Fy'delikô Fromage
Fy'delicoli INTERNATIONAL-LOCAL

🪩📡Fy'delicoli transport de marchandises International-Local🛬Maka sy mandefa 🛫 ny entanao 📦Service de déménagement manomb...
21/02/2026

🪩📡Fy'delicoli transport de marchandises International-Local

🛬Maka sy mandefa 🛫 ny entanao

📦Service de déménagement manomboka ny 70000ar,
coursier ,colis International-Local manomboka amin’ny 5000ar ,achat en ligne, Business Investor💰💶💵💴💳 manomboka ny 50000ar

-Antananarivo ville
-Antananarivo -Toamasina
-Manerana ny Nosy
-Manerana izao tontolo izao

Afaka irahanao mividy entana izay ilainao izahay ary afaka manatitra sy mandefa azy na aiza na aiza misy anao!

Toerana :

Antananarivo : Ampitan’ny arrêt bus Bassin akaikan’ny Lalam-by

Toamasina :Akaikan’ny Adventiste Bazary kely

☎️:+261342082174
☎️:+261339144950
☎️:+261207682174
🖥️:[email protected]

Randriarimanana Tahina Eritina
Manjagasytsara
Fy'delikô
Gasyah mg
Global Language School MG
Translators Global MG

💵💸💶Fy'delicoli BUSINESS INVESTORS💰💴💵🌎Na aiza na aiza misy anao manerana izao tontolo izao !🏗🏢Hampiasao amin’ny Entrepris...
14/08/2025

💵💸💶Fy'delicoli BUSINESS INVESTORS💰💴💵

🌎Na aiza na aiza misy anao manerana izao tontolo izao !

🏗🏢Hampiasao amin’ny Entreprises ny volanao miaraka amin'i Fy'delicoli International-Local manomboka amin’ny 50 000ar miakatra ary mahazoa tombony isan'andro !

🤝Afaka hovaina isam-bolana ny contrat ary afaka halaina ny volanao rehefa feno iray volana na izay fetra farany nomenao hakana azy!

🤏💰💵👌Arakaraky ny vola hampiasainao no maha betsaka ny tombotsoa hazonao!

Te hanome fanampiana isambolana hoan'ny olona akaiky anao ve ianao anefa tsy mihetsika akory ny volanao ,Tolotra hoanao ny Fy'delicoli BUSINESS INVESTORS

🌍Raha mahaliana anao ary izany dia azonao atao ny manantona mivanata ety amin'ny Biraon'ny Fy'delicoli International-Local Antanimena ambany hakaikan'ny Lalam-by bassin mifanila amin'ny Fy'delikô Fromage na mandefa hafatra miafina na koa miantso ireto laharana manaraka ireto:

☎️:+261382082174
☎️:+261207682174
☎️:+261339144950
📩:[email protected]
🌐: fydelicoli.mg

🇲🇬🇲🇬Manjagasytsara🇲🇬🇲🇬

Efa tsy mijanona amin'ny fisotroan-dronono intsony zao ny retiretin'ny olona fa efa tonga hatrany amin'ny fihinanana Fromage mihitsy !🤏😅😋🤣

14/08/2025

Address

Fy'deliko Antanimena
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:00
Tuesday 07:00 - 17:00
Wednesday 07:00 - 17:00
Thursday 07:00 - 17:00
Friday 07:00 - 17:00
Saturday 07:00 - 17:00

Telephone

+261342282174

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fy'delicoli posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share