Raim Kely

Raim Kely Enmbouteillages, retards , clients instatisfaits,... Raim Kely est là pour vois aider à les éviter ☺️

25/11/2025

Embouteillage be tsy vanona 🤧
Avy eo vao niala bus dia nandeha daholo ilay fiara 🚙🚙🚙

Iza no efa tratra ?

15/11/2025

Any ho any izao sady misy olona miaritra hanohana no anaty embouteillage no mbola miraritra fofona koa 🤧

25/10/2025

Sabotsy ny andro ....
Mamely ny embouteillage 🤧
Ankoatra ny eny Itaosy Unis dia aiza koa ny hitanareo be embouteillage ?

03/06/2023

Tandremo ❌❌❌❌

zavanisy maraina teo.. andeha hiasa ary niala maraina tao an-trano ny tenanay ka nijoro teo amin'ny sisindalana. nisy fiara marika Mercedes 03 portes tonga avy any andrefana nandeha somary moramora ary tazako nanondro ahy nijoro teo amin'ny sisin-dalana ilay chauffeur. Zah moa tsy nietsika fa modiako tsy hita..nomeny ny code-phare ah aveo. . tampoka teo, nijanona teo alohako ilay fiara ary nisy zoky anakiray nivoaka dia somary nanantona kely anah.. andeh hiakatra nga ozy zandry.. aaa oah sad nihemotra kely ah.. ndao ozy fa malalaka be zay.. tsy niteny ah nikisaka ihany niala kely azy.. aveo dia nisy olona hafa avy any aorinako nandeha mafimafy dia tonga de niditra tao anatin ilay fiara sady sempotsempotra be naka toerana... niteny ilay chauffeur avy eo hoe andao andeh fa any aloha any mety mbola misy olona hafa .. dia niditra ilay zoky iray nivoaka voalohany ary nakapony mafy be le varavarana dia lasa nirifatra be ilay fiara.. ❎❎❎
Tena mahakamo mintsy ny ataon ilay receveur bus 114 refa maraina fa zah efa nteny hoe tsy andeh mbola tedaviny hiodina any analakely ihany nefa 194 no nendrasako teo.

RS ny anay fa manao livraison an 😅
24/05/2023

RS ny anay fa manao livraison an 😅

Nareo koa ve ?Hafa mihitsy ny 2roues 💓
11/05/2023

Nareo koa ve ?
Hafa mihitsy ny 2roues 💓

Coucou 😆 manahoana ny emboutaka ao. ?
10/05/2023

Coucou 😆 manahoana ny emboutaka ao. ?

❤️
28/04/2023

❤️

31/12/2022

✨HAPPY NEW YEAR ALL ✨
May your WISH will be granted 💖😍

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

06:00 - 00:00

Telephone

+261324412783

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Raim Kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share