Mino Sambatra Madaftrip

Mino Sambatra Madaftrip Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mino Sambatra Madaftrip, Travel and transport, Antananarivo.

Ambila Lemaitso 💚💚💚 Efa manomboka miverina amin'ny lazany indray izy Ity na dia efa saika lasa tanàna maty aza taona mar...
03/08/2026

Ambila Lemaitso 💚💚💚
Efa manomboka miverina amin'ny lazany indray izy Ity na dia efa saika lasa tanàna maty aza taona maromaro Izay... Ho an'ny mpanao vakansy te ahita ranomasina akaikikaiky an'Antananarivo dia aty no tena mety satria efa tsara izao ny Lalana RN2 ny Lalana Makany Ambila kosa dia vita amin'ny ampahany fa tsy mbola vita tanteraka 😃

PORT EHOALA  TÔLAGNARO😃Efa Hita ve hoe Aiza ny hanao vacance sa Tsia e?😃Aty Zao milamina be  anie ....Koa raha aty indra...
02/08/2026

PORT EHOALA TÔLAGNARO😃
Efa Hita ve hoe Aiza ny hanao vacance sa Tsia e?😃Aty Zao milamina be anie ....Koa raha aty indray 😊 ??
Madaftrip Andao hiara-hahita an'i Madagasikara Ary e.

Manahoana eee🤗HIVOAKA TSY HO ELA NY Calendrier Voyage Organisé  eto amin'ny Madaftrip. 🥰Mandritra izany dia efa misokatr...
31/07/2026

Manahoana eee🤗
HIVOAKA TSY HO ELA NY Calendrier Voyage Organisé eto amin'ny Madaftrip. 🥰

Mandritra izany dia efa misokatra ny famandrihana ho an'ireto karazana voyage ireto:
• Voyage sur mesure
• Voyage privé
• Voyage d'étude
• Voyage à thème

Manambato izao efa paré :"27 au 30 Août"

Raha manana tetikasa na toerana tianao haleha ianao, dia aza misalasala mifandray aminay. Vonona izahay hanomana ny dia mifanaraka amin'ny filanao.

Araho ny pejMadaftripip ary hasao ihany koa ny namanao hanaraka azy mba tsy ho tara amin'ireo tolotra sy calendrier vaovao. ❤️

🔶Galerie Arena Antanimena – Box 24, Antananarivo
📧 [email protected]
+261 34 28 022 24
+261 34 24 351 35
+261 32 82 915 38

Makay koa tena TSARA an 💚 misedrasedra Kely any zao tena "ça va" be😃Avec Madaftrip , partez à l'aventure et vivez une ex...
30/07/2026

Makay koa tena TSARA an 💚 misedrasedra Kely any zao tena "ça va" be😃
Avec Madaftrip , partez à l'aventure et vivez une expérience inoubliable

😃ISALO ROCK LODGE ao RanohiraAnisany amin'ireo hôtel malaza sy manara-penitra indrindra ao Ranohira izy ity . Fantatra i...
27/07/2026

😃ISALO ROCK LODGE ao Ranohira
Anisany amin'ireo hôtel malaza sy manara-penitra indrindra ao Ranohira izy ity . Fantatra izy noho ny toerana misy azy eo efa sokajiana "hôtel 4 étoiles" Raha mba mandalo an'i Isalo ianao, dia manandrama Ihany na dia manao "Petit déjeuner" fotsiny Ihany aloha fa Mlay e😊😀

Please follow Madaftrip creating adventures in Madagascar and around the world. 👇🤗🤗Madaftrip
26/07/2026

Please follow Madaftrip creating adventures in Madagascar and around the world. 👇🤗🤗
Madaftrip

🌀Fort-Dauphin, Destination isan'ny tsara koa anie amin'izao vacance izao e .... Ny Ranomasina manga tsara , fasika madio...
26/07/2026

🌀Fort-Dauphin, Destination isan'ny tsara koa anie amin'izao vacance izao e .... Ny Ranomasina manga tsara , fasika madio ary rivotra mamelombelona ery... 😀toerana mampanadino ny rotoroto andavanandro e 🌴🫣😅 Fort-Dauphin (Tolagnaro)any Izay raha raha te ho any ....Iza no hiaraka aminao hitsidika ity toerana ity? 😍

🌊 Bakuba Lodge Toerana kiass be any Ankilibe,Toliara Raha mitady toerana tsara afahana miaina  ny hakanton'ny natiora, n...
24/07/2026

🌊 Bakuba Lodge Toerana kiass be any Ankilibe,Toliara
Raha mitady toerana tsara afahana miaina ny hakanton'ny natiora, ny fahatoniana sy sisa e, norma be aty, Toerana mety tsara hialana sasatra.
😊Bakuba Lodge Ankilibe, Toliara

LOKARO,  Any Farady any izy ity😃 paradisa kely any atsimon'i Madagasikara. Toerana milamina,  ary mendrika hotsidihina i...
23/07/2026

LOKARO, Any Farady any izy ity😃 paradisa kely any atsimon'i Madagasikara.
Toerana milamina, ary mendrika hotsidihina indray mandeha farafahakeliny kosa .
Tena Kanto anie hoa ity Madagasikara ity e😀🇲🇬

🌿 Tany Ambila Lemaitso tany izy ity⛺🥹 Andavakomena no anaran'ilay fokotany : Maro ny mbola tsy mahita Izany kanefa any n...
22/07/2026

🌿 Tany Ambila Lemaitso tany izy ity⛺🥹
Andavakomena no anaran'ilay fokotany : Maro ny mbola tsy mahita Izany kanefa any no tena misy toerana tena Kanto e, miampita baka ny fiara makany ary milamina tsara, madio... Camping tena mety tsara raha olona tia Aventure Ireny 😃

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mino Sambatra Madaftrip posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share