Livraison nakah

Livraison nakah Nos services:
-Service de livraison
-Service coursier
-Service de déplacement

Tolotra VAOVAO be no atolotray ho anareo mpanjifa 📣📣📣A partir de 3000Ar ny LIVRAISON 5000Ar kosa ny périphérique Prépare...
08/08/2024

Tolotra VAOVAO be no atolotray ho anareo mpanjifa 📣📣📣
A partir de 3000Ar ny LIVRAISON
5000Ar kosa ny périphérique

Préparez-vous 📣📣A TRÈS BIENTÔT !!!!

Raha mila fandefasana entana makany amin'ny faritra ianareo dia aza misalasala manjifa ny servicenay fa afaka mandefa iz...
26/12/2023

Raha mila fandefasana entana makany amin'ny faritra ianareo dia aza misalasala manjifa ny servicenay fa afaka mandefa izany izahay !!!!

👉Service azonareo hitokisana satria dia maro no efa hafa-po 📣📣📣
Aza misalasala ary miantso ny
📞034 55 001 06 Manantsoa Rindra

Manana livraison ho atao ve ianao?Sa manana course ho atao ihany koa nefa tsy afaka mi se déplacer ?Aza misalasala fa ef...
24/12/2023

Manana livraison ho atao ve ianao?
Sa manana course ho atao ihany koa nefa tsy afaka mi se déplacer ?
Aza misalasala fa efa eto ny servicen'i Livraison nakah manome toky anao 😁😁😁
Koa raha Liana amin'ny servicenay ary ianao dia aza misalasala miantso ny 034 55 001 06 Manantsoa Rindra na mandefa MP mivantana amin'ny page

Aza misalasala intsony fa efa eto Livraison nakah amin'ny fandefasana ny colis anareo any amin'ny faritra.👉Ny frais de l...
08/12/2023

Aza misalasala intsony fa efa eto Livraison nakah amin'ny fandefasana ny colis anareo any amin'ny faritra.
👉Ny frais de livraison fotsiny no alohanareo aminay dia izahay mandefa azy eny amin'ny taxi-brousse
👉 Alefanay sary aminareo ny facture handefasana ny entana dia ianareo ihany no mandoha azy!!!

Aza misalasala intsony, service azonay hitokisana tsara izahay !!!
Colis: boritra
Destination : Fort-Dauphin
Aza misalasala miantso ny 034 55 001 06 Manantsoa Rindra

Aza misalasala ary miantso ny service ny Livraison nakah  fa maro no efa hafa-po !!!!✅ Livraison eran'ny Madagascar (afa...
05/12/2023

Aza misalasala ary miantso ny service ny Livraison nakah fa maro no efa hafa-po !!!!
✅ Livraison eran'ny Madagascar (afaka manatitra colis eny amin'ny taxi-brousse)👉fa ny client no mandoha ny frais andefasana ilay entana
✅ Afaka manao ny course rehetra (sur devis)
✅ Afaka manao ny livraison rehetra (na sakafo,na akanjo,...)
Manantsoa Rindra 034 55 001 06

Aza misalasala ary miantso ny service ny Livraison nakah fa maro no efa hafa-po ✅ Livraison eran'ny Madagascar (afaka ma...
03/12/2023

Aza misalasala ary miantso ny service ny Livraison nakah fa maro no efa hafa-po
✅ Livraison eran'ny Madagascar (afaka manatitra colis eny amin'ny taxi-brousse)
✅ Afaka manao ny course rehetra (sur devis)
✅ Afaka manao ny livraison rehetra (na sakafo,na akanjo,...)
Manantsoa Rindra 034 55 001 06

Afaka manao livraison ny entana rehetra mitsy ny service ny Livraison nakah 👉Afaka mandefa entana eny amin'ny taxi-brous...
02/12/2023

Afaka manao livraison ny entana rehetra mitsy ny service ny Livraison nakah
👉Afaka mandefa entana eny amin'ny taxi-brousse 👉Afaka manao ny course rehetra
👉Afaka manao livraison
Azonao hitokisana tsara ny servicenay
"Rapide, sécurisé et efficace "
Aza misalasala ary miantso ny 034 55 001 06 Manantsoa Rindra

Service ny Livraison nakah 👉 Livraison (na mpivarotra na hotely na entreprise na olon-tsotra)dia afaka manjifa ny servic...
27/11/2023

Service ny Livraison nakah
👉 Livraison (na mpivarotra na hotely na entreprise na olon-tsotra)dia afaka manjifa ny servicenay avokoa!!!!
👉 Course (na manatitra colis,na récupération entana,na manatitra resaka taratasy)
Aza misalasala miantso ny :
📞034 55 001 06 Manantsoa Rindra na mandefa MP ato amin'ny Page

Service coursier Livraison nakah Aza misalasala raha manana entana aterina ianao,teto izao izahay dia nanatitra envelopp...
24/11/2023

Service coursier Livraison nakah
Aza misalasala raha manana entana aterina ianao,teto izao izahay dia nanatitra enveloppe tao amin'ny Alliance Française.
Na entreprise ianao na olon-tsotra dia aza misalasala miantso anay raha misy course atao maika maika.
Manantsoa Rindra 034 55 001 06

Izahay eto amin'ny Livraison nakah ihany koa dia manao livraison SAKAFO fa tsy kojakoja irery ihany 😁😁Aza misalasala ary...
11/11/2023

Izahay eto amin'ny Livraison nakah ihany koa dia manao livraison SAKAFO fa tsy kojakoja irery ihany 😁😁
Aza misalasala ary manoratra ao amin'ny MP na miantso direct ny numéro 034 55 001 06 Manantsoa Rindra
Service mahafa-po hatrany no atolotray anareo client !
Mankasitraka manokana ny Restaurant La Rose de Tana nisafidy anay 😁😁
Ianareo koa aza misalasala!!!!!!!

Colis nalefa par voie aérienne(AVION) nakany FORT-DAUPHIN !!!tena alavitra 😀😀fa nalefan'ny service Livraison nakah ary d...
03/11/2023

Colis nalefa par voie aérienne(AVION) nakany FORT-DAUPHIN !!!tena alavitra 😀😀fa nalefan'ny service Livraison nakah ary dia tonga soamantsara tany amin'ilay client !!! 🥰🥰
Ianareo koa aza misalasala na avy any amin'ny PROVINCE na eto TANA ,na par voie terrestre na par voie aérienne fa afaka alefan'ny servicen'ny Livraison nakah en toute sécurité ny colis anareo.

Aza misalasala ary miantso ny numéro 034 55 001 06 Manantsoa Rindra

Na livraison SAKAFO na AKANJO,Rehefa mpivarotra  dia afaka manao LIVRAISON fona izahay.Momban'ny Service de LIVRAISON,ma...
02/11/2023

Na livraison SAKAFO na AKANJO,Rehefa mpivarotra dia afaka manao LIVRAISON fona izahay.
Momban'ny Service de LIVRAISON,manomboka ny Mois de NOVEMBRE 2023 dia toy Izao ny conditions :

✅Prix à partir ny 4000Ariary
✅Mampiomana 5h mialoha handamina ilay trajet
✅Recuperation 0ar si en ville seulement
✅Afaka manatitra na manao récupération entana eny amin’ny taxi-brousse.
✅ Déplacements en moto(rapide)
✅Ny versement :
1)Haterina mivantana ny vola raha any amin'ny lalan'ilay livreur
2)sinon alefanay par mobile banking (mvola, orange Money,airtel Money)ny vola ,moins ny frais d'envois.

Raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny numéro 034 55 001 06 Manantsoa Rindra
Na mandefa mp ato amin'ny pejin'ny Livraison nakah
Mankasitraka ny Chez Sa Siou - Laqué fumé sy Arena.mg nanjifa ny service nay !!!!

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00

Telephone

+261345500106

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Livraison nakah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share