30/06/2026
‼️⚠️ URGENT BE AZAFADY ⚠️‼️
Biskleta an'ny livreur anay tsy hita vao izao nisy nanosika teo amin'ny quincaillerie 2000 andravoahangy.
Izay mahita azy afaka miantso ny 034 77 911 11 na 038 93 600 81
Mba zarazarao tompoko 🙏