La Mode Ges't

La Mode Ges't 👗Vente en ligne👕
Livraison disponible🛵
📞: 0387728374 / 0325111049

Aleo tong d miona😂
28/07/2025

Aleo tong d miona😂

Misy fotoana mandalo fotoana tena sarotra nefa tsy misy olona afaka hanampy💔. Misy fotoana reraka ny saina, mitady ho to...
26/07/2025

Misy fotoana mandalo fotoana tena sarotra nefa tsy misy olona afaka hanampy💔.
Misy fotoana reraka ny saina, mitady ho tonga ny fahakivina.Raha jeren'ny olona ety ivelany toa olona milamintsaina fa tsy fantany ny ady atrehina izay efa mila ho tsy voatakona intsony fa mitady hiseho ety ivelany.
Tsy hoe kely akory ny herinao amin'ireny, fa be loatra fotsiny ilay zavatra zakainao irery❤️.

Raha sendra mandalo olana sy fahakivina ianao, dia tadidio :
✨ Tsy voatery ho olana matanjaka be ianao vao tena sarobidy. (Sarobidy ianao na dia efa mandalo faharerahana aza)
✨ Tsy voatery ho lavorary vao mendrika . (Mendrika ianao matoa mbola vonona handroso)
✨ Tsy voatery hihomehy vao afaka mandalo sedra.(
Aza menatra mitomany.
Aza matahotra miato kely.
Aza kivy raha reraka.
Fa mbola eto ianao. Mbola mijoro. Mbola manana hery ,eny na dia kely aza.

Raha mbola afaka miteny ianao hoe “Tsy mintsy vitako io” na dia amin’ny feo mangina aza, dia tadidio fa efa fandresena izany💛 .

Olona tsy tonga lafatra ianao saingy tadidio fa olona mendrika hibata fandresena raha mbola vonona handroso💝

🥄 Sotro sy fourchette doré inoxydable tena mihaja be sady matevina . ❌15.000 Ar fotsiny ny 12 pièces❌Alefatsika prix de ...
24/07/2025

🥄 Sotro sy fourchette doré inoxydable tena mihaja be sady matevina . ❌15.000 Ar fotsiny ny 12 pièces❌

Alefatsika prix de gros hatrany ireto na maka 12 pièces aza, tena hoe mora loatra fa asakasakareo sisa an!

Alefaso Mp ary ny commande na tonga dia miantso avy hatrany fa vitsy2 ireo dia ifandrombahana be.

☎️ 0388323354

Livraison à partir de 3.000 Ar
Livraison partout à Madagascar.

23/07/2025

Ef tonga n arrivage tsika ah,araho ts tapaka ny page😅

🤍 ÉTAGÈRE DE CHAUSSURE EN ACIER INOXYDABLE AVEC PORTE MANTEAU 💚 ☑️ Multifonction, matanjaka tsara.👉Démontable, sous cart...
23/07/2025

🤍 ÉTAGÈRE DE CHAUSSURE EN ACIER INOXYDABLE AVEC PORTE MANTEAU 💚

☑️ Multifonction, matanjaka tsara.
👉Démontable, sous carton👌
👉Couleur dispo: Noir
👉Dimension : 171*60*30cm

☑️ 4 étages
Prix : 50. 000 Ar fotsiny .

☎️ 0388323354

Livraison à partir de 3.000 Ar
Livraison partout à Madagascar.

‼️ ITY VAO TENA HOE : VAROBOBA ARA- BAKITENY ‼️ Fihenam_ bidy efa 30 % no mbola mahazo   ho an'izay maka ity bocal en ve...
23/07/2025

‼️ ITY VAO TENA HOE : VAROBOBA ARA- BAKITENY ‼️ Fihenam_ bidy efa 30 % no mbola mahazo ho an'izay maka ity bocal en verre tsarabe sady matevina be ity 😱

☑️ Bocal en verre hermétique sans robinet
Ireto avy no disponible :
👉 Capacité : 5L , 8 L , 10 L
👉 Prix :
☑️ 5 L : 35 000 Ar
☑️ 8 L : 40 000 Ar
☑️ 10L : 45000 Ar

☎️ 0388323354


Livraison partout à Madagascar
‼️ NB : Ny any @ faritra ny frais colis ihany no alohanareo.

Dia mbola iza ihany no tsy haka amin'izany prix efa morabe sy livraison gratuit izany ❓

❤️ Fety feno hafaliana miaraka amin'ny PROMOTION Pack Anniversaire  ! ❤️➡️20.000 Ar  fotsiny !✅ Bannière Happy birthday ...
22/06/2025

❤️ Fety feno hafaliana miaraka amin'ny PROMOTION Pack Anniversaire ! ❤️
➡️20.000 Ar fotsiny !

✅ Bannière Happy birthday
✅ Rideau
✅ ballon 12 pièces
✅Ballon chiffre (1 piece PM)

Couleur dispo : Doré/Bleu/Argenté/Rose

💌Mp malaky ary

📦 Livraison TANA/ PROVINCES

Averiko iany,,alefao ny commande oh..MP ar
24/05/2025

Averiko iany,,alefao ny commande oh..MP ar

Address

Nanisana
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La Mode Ges't posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share