27/07/2026
🏍️ MANOFA MOTO ISANANDRO VE IANAO? TE HANANA NY MOTO ANAO SADY MIASA, NO LASANAO? — Fomba mora sy azo antoka !
Manofa ilay moto ianao mandritry ny fotoana voafetra, dia rehefa tapitra ilay fotoana → LASANAO tsy misy arakaraka ilay moto ! Ny versement ataonao isan'andro dia tsy "HOFANY very" fa mandeha mankany amin'ny fanananao manokana (HOFANY+VIDINY ALOHA TSIKELIKELY)
(Miasa 6 andro/7 — ianao no misafidy ny andro fialan-tsasatra isan-kerinandro hamerenana ny moto: lundi, talata, alahady...)
📝 Taratasy fifanarahana mazava tsara soniavina, ary visé eny amin'ny commune.
📄 Taratasy ilaina :
2 CIN légalisé
2 certificats de résidence (latsaky ny 3 andro)
Sary tapaka 2
Photocopie permis raha misy
📍 Toerana : TOTAL MAHAZO
Raha misy tsy mazava, afaka manontany — azo ifampiresahana tsara 😁
Contact : 0324704143