15/11/2020
Faly miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny Pejy sy Mpanjifan'ny Bouhier Transport Plus tsy ankanavaka 😊😊
Noho ny fandaminana maro samy hafa dia Départ tokana ihany aloha no misy hatreto dia ny amin'ny 6ora hariva 🚐🚐 ary ho averin-tsika tsikelikely eo ihany ny Départ maraka.
Mankasitraka indrindra tompoko ary mirary soa sy tsara ho antsika rehetra hatrany 🦅🦅🦅