Mavitrika Livraison 101

Mavitrika Livraison 101 Livraison-récupération-Achat

🍀Tsotra Kely🍀Ireto fotsiny no alefa ao am MPLieu de récupération:Repère:Contact:-Nom de produit:Lieu de livraison:Repère...
18/07/2024

🍀Tsotra Kely🍀
Ireto fotsiny no alefa ao am MP

Lieu de récupération:
Repère:
Contact:

-Nom de produit:
Lieu de livraison:
Repère:
Contact:
Prix + frais:

Mahazo livraison iray gratuite ato aminay raha mahavita livraison mihoatrin'ny folo ianao ☺️
09/07/2024

Mahazo livraison iray gratuite ato aminay raha mahavita livraison mihoatrin'ny folo ianao ☺️

🧐Mitady service de livraison azo antoka ve ianao? ✅ 3.000ar monja ny frais de livraison na centre ville na périphérie na...
09/07/2024

🧐Mitady service de livraison azo antoka ve ianao?
✅ 3.000ar monja ny frais de livraison na centre ville na périphérie na colis alefa faritra.

🚹Izahay no miantoka tanteraka ny entanao raha sanatria misy ny fahaverezana.

Mandefasa hafatra miafina Raha te ahazo fanazavana misimisy tompoko 🙏

Tsara kokoa raha efa payé any aminao ny vidiny entana vao alefa ny colis ialana @ Ilay client tsy mety mandoha vola nefa...
09/07/2024

Tsara kokoa raha efa payé any aminao ny vidiny entana vao alefa ny colis ialana @ Ilay client tsy mety mandoha vola nefa ny entana efa lasa 🙂🙏


Mitady Livreur Hiara hiasa maharitra-20ans à 35ans-Olona mahalala fomba, madio, tsy misotro-Manaja client sy mpiara_mias...
14/05/2024

Mitady Livreur Hiara hiasa maharitra

-20ans à 35ans
-Olona mahalala fomba, madio, tsy misotro
-Manaja client sy mpiara_miasa
-Manana bicyclette
-Manana telephone
-Mahalala toerana tsara eto Antananarivo
-Matanjaka tsara
-Mahay mifanerasera amin’ny olona
-Tsara Raha efa niasa tamin'ny sehatrin'ny livraison

🚹Asa Atao
- Maka sy manatitra ny entan’ny mpanjifa
- Manao tatitra
- Manatitra versement
(Alahady ihany no tsy miasa)

🚹Dossiers ilaina
- photocopie Cin 1
- sary tapaka 1
- certificat de résidence 1

🚹Karama
- Isambolana
- izahay miantoka: sakafo, crédit

✅Toerana hanaterana ny dossiers
Ankadifotsy eo amin’ny nectart no miantso

0347324977

Pause Kely ny équipes manomboka talata 05 septembre Ary miverina Miasa kosa Talata 12 septembre ☺️Mankasitraka indrindra...
03/09/2023

Pause Kely ny équipes manomboka talata 05 septembre Ary miverina Miasa kosa Talata 12 septembre ☺️
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏
Manantena fiaraha Miasa mahafinaritra hatrany ❣️

Raha misy colis alefa amin'ny faritra any Dia aza misala2 mandefa MP avy hatrany ☺️2.000ar monja ny frais manatitra azy ...
10/08/2023

Raha misy colis alefa amin'ny faritra any Dia aza misala2 mandefa MP avy hatrany ☺️
2.000ar monja ny frais manatitra azy eny amin''ny coopérative izay mety aminao.

❌Tsy mitondra Entana❌:-Mavesatra-Mibahana(ngeza)-Safako-Biby-Fragile(Mora vaky, mora Simba)-Telephone, ordi,.....
28/07/2023

❌Tsy mitondra Entana❌:
-Mavesatra
-Mibahana(ngeza)
-Safako
-Biby
-Fragile(Mora vaky, mora Simba)
-Telephone, ordi,.....

" Rehefa mahalafo ianao, dia mahazo frais izahay 😇"✅Mp pour plus d'informations
28/07/2023

" Rehefa mahalafo ianao, dia mahazo frais izahay 😇"

✅Mp pour plus d'informations



Eh oui!!!  2.500ar ny frais n’aiza n’aiza eto Antananarivo 😲
14/02/2023

Eh oui!!! 2.500ar ny frais n’aiza n’aiza eto Antananarivo 😲

Mitady service de livraison azo antoka ve ianao? ____Frais unique de 2.500ar_____✅Recuperation 0ar✅Ny retour dia haterin...
14/02/2023

Mitady service de livraison azo antoka ve ianao?

____Frais unique de 2.500ar_____
✅Recuperation 0ar
✅Ny retour dia haterina maimaim_poana any aminao raha centre ville no misy anao
✅Raha mahavita mihoatrin’ny 10livraisons anaty iray andro ianao dia gratuite ny livraison iray.
✅2.000ar kosa ny Frais manatitra entana eny amin’ny taxibrousse, rapide service, colis express, paositra,....

Manasa anao hiditra ao amin’ny mp raha mila fanazavana misimisy tompoko.

📞 0347324977




Address

Ankaditapaka
Antananarivo
101

Opening Hours

09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mavitrika Livraison 101 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share