Sweetie Fani & Co

Sweetie Fani & Co Nous proposons des pâtisseries américaines fraîches, des burgers savoureux, des salades équilibrées et un BBQ Afterwork en fin de journée.

⭐ American Bakery ⭐ American Fast food ⭐ Grilled BBQ ( 18 h - 21 h ) ⭐ Salad Bar ⭐ Hot & Cold drinks ⭐ Sweetie Fani Signature dishes ⭐ Sweetie Fani’s Signature ⭐ American Sauce ⭐Sweetie Fani Signature Dessert Fondé par des passionnées de cuisine et de pâtisserie américaine, Sweetie Fani & Co est un espace gourmand dédié aux amateurs d’American Bakery, Fast Food et Salad Bar. Notre priorité : offr

ir goût, fraîcheur et savoir-faire dans une ambiance conviviale. Local : Andoharanofotsy - Antananarivo
Contact direct : +261 34 36 506 56 (Whatsapp )

Ity moa izany ry zareo dia fangatahina manokana an Ilay client  mahafatra-po anay iray izay . ŒUF DUR  hoy izy atao acco...
26/04/2026

Ity moa izany ry zareo dia fangatahina manokana an Ilay client mahafatra-po anay iray izay . ŒUF DUR hoy izy atao accompagnement dia nataonay tokoa angaaahh😊😊. 😜.

Aza adino fa MISOKATRA manomboka @ 2h30 tolak'andro Sweetie Fani & Co ( isakin'ny Dimanche anh)🥰🥰

25/04/2026

Mifoaza tao ela hoaaa!! Ny VOLAKO tokony handehanako hisakafo sy hividianako BORIGERA sy KIHENDIHENDY 😜🤣 ao @ Sweetie Fani & Co




25/04/2026
ANDRO TSY FIASANA ny 1 mai fa ANDRO finanan-kanina . Misokatra tsara izahay am io anh🥰🥰.Miezaka hatrany izahay hanome ny...
24/04/2026

ANDRO TSY FIASANA ny 1 mai fa ANDRO finanan-kanina . Misokatra tsara izahay am io anh🥰🥰.

Miezaka hatrany izahay hanome ny tsara indrindra sy fahafahampo hoanareo mpanjifa:

👉 Na ny fandraisana 😎
👉 Na ny toerana
👉 Na ny sakafo 🍔🍕🍜🥩🍟🍱🌮🥗🍰☕
👉 Na ny Ora ( koa raha sendra taraikiraiky harivariva na nona nona @ 8 Ora na alina iny ianao iny dia mandalova fa mbola misokatra izahay ora izany anh)🥰
👉 Na ny resaka fahadiovana 🧹🧴
👉 Na ny Parking ihany koa anh .🚧 🚙 🛵 🚧

Sweetie Fani & Co 📍 Andoharanofotsy ( En face Arrêt bus boulangerie )

Giant Meat Chez Sweetie Fani & Co 🥰🥰
23/04/2026

Giant Meat Chez Sweetie Fani & Co 🥰🥰

Santionany am ireo sakafo vokarinay ireto. Fa maro izy ato anh  🤤. Mankasitraka zareo ahhh ...🙏🙏🍕🍔Good food is good mood...
22/04/2026

Santionany am ireo sakafo vokarinay ireto. Fa maro izy ato anh 🤤. Mankasitraka zareo ahhh ...🙏🙏

🍕🍔Good food is good mood🌭🍜
Sweetie Fani & Co


Aza adino fa misokatra hatram 9 Ora sy sasany Alina izahay anh. Raha mba te hivoaka
Hisakafo Kely iny harivariva iny😊😊😘

20/04/2026

Hafa ihany rehefa ny boss no mamaha olana😂😂😂

📣📣Pour ce  Dimanche 19 Avril 2026  à partir de 14h30. Sweetie Fani & Co - ANDOHARANOFOTSY 👉 2 Pizza achetées = 1 drink f...
18/04/2026

📣📣Pour ce Dimanche 19 Avril 2026 à partir de 14h30. Sweetie Fani & Co - ANDOHARANOFOTSY

👉 2 Pizza achetées = 1 drink float offert ( au choix)

👉 2 burgers achetés = 1 Jus naturel offert

Créez votre meilleur souvenir avec Sweetie Fani & Co . Pour tout événement ( anniversaire ; pro entre amis; collègues ou...
18/04/2026

Créez votre meilleur souvenir avec Sweetie Fani & Co . Pour tout événement ( anniversaire ; pro entre amis; collègues ou famille 🥰🥰). N'hésitez point à passer chez nous p😘

Misaotra anareo nanalazy niaraka taminay tam vendredi soir teo fa nafinaritra ary nahafaly anay no nampisakafo anareo 👏👏👏🥰🥰🍕🍟🌭🍔🍗🥩🫕🍹🍔🍪🎂🍔🍕🍻

Address

Andoharanofotsy
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sweetie Fani & Co posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Sweetie Fani & Co:

Share