Malaky Scooter Service

Malaky Scooter Service RAPIDE - EFFICACE - FIABLE

🍀Salama daholo e🍀🔥Vaovao ho antsika rehetra😊✨Vonona hanampy anareo izahay ato @ Malaky Scooter Service👉 Tsy voatery hivo...
14/11/2022

🍀Salama daholo e🍀

🔥Vaovao ho antsika rehetra😊

✨Vonona hanampy anareo izahay ato @ Malaky Scooter Service

👉 Tsy voatery hivoaka ianao raha be atao 🧑‍🔧 fa misy ny tolotra « Service de livraison et récupération » afaka manampy anao 🏃‍♂️🏃‍♂️

👉 Tsy lany fotoana @ embouteillage sy fiandrasana bus ihany koa 🚎🛻🚛 raha maika hamonjy fotoana fa misy ny tolotra « TaxiMoto » afaka maka anao sy manatitra anao n’aiza n’aiza @ ora mety aminao. 🛵🛵

👉 Misy ihany koa ny « Location avec chauffeur » raha mila moto tontolo andro ianao 🛵😉

🤲 Afaka manome « devis » eo no eo sy « itinéraire » azo antoka izahay raha ilainao.

🔥 Izany rehetra izany D @ sarany tena mora dia mora 1300 Ar/Km monja 🙊🙉






Koa aza misalasala miantso na manoratra raha misy azo hanampiana anao.

Mirary tontolo andro mahafinaritra e , D mazotoa daholo @ adidy sy andraikitra miandry ! 😊💪

12/11/2022

Address

Ambohitrimanjaka
Antananarivo

Telephone

+261339180837

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Malaky Scooter Service posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share