26/08/2026
🌱 𝗠𝗔𝗦𝗢𝗠𝗕𝗢𝗟𝗬 𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗟𝗘𝗚𝗨𝗠𝗘𝗦
Mitady masomboly tsara sy mifanaraka amin'ny voly ve ianao? 🌿
ODEX Tantsaha x Agrikip dia manolotra karazana masomboly anana sy légumes ho an'ny fambolenao:
🥬 Laitue : Italy Salady, Salady mena, Iceberg Eden
🌿 Coriandre • Céleri • Ciboulette • Rocket
🥬 Petsay : Petsay Kely, Petsay Maitso, Petsay Be
🌱 Chou de Chine • Choysum • Chou de Copenhague
🥕 Carotte : New Kuroda, Touchon
🟣 Betterave Bordeaux
🥒 Courgette • Concombre
🍉 Pastèque : Kaolack, Sugar Baby
🌱 Masomboly tsara no fiandohan'ny voly tsara.
Rehefa voafidy tsara ny masomboly ary voakarakara araka ny tokony ho izy, dia manampy amin'ny fahazoana voly salama, fitomboana tsara ary vokatra betsaka kokoa.
📍 ODEX Tantsaha x Agrikip
🤝 Vahaolana ho an'ny tantsaha Malagasy.