Manitra Plus

Manitra Plus Société de transport Arou & Mahasoa PLUS

🚐 DÉPART ANDRANA – ZOTRA VAOVAO ! 🎉🍀TANA ➡️ TOAMASINA📅 Fiaingana voalohany : Zoma 21 Aogositra🕕 Fiaingana : 18h00📍 Anosi...
19/08/2026

🚐 DÉPART ANDRANA – ZOTRA VAOVAO ! 🎉

🍀TANA ➡️ TOAMASINA
📅 Fiaingana voalohany : Zoma 21 Aogositra
🕕 Fiaingana : 18h00
📍 Anosizato Est ampitan’ny terminus bus 157
📞 038 64 377 36 | 38 • 037 07 014 07 | 08

🍀TOAMASINA ➡️ TANA
📅 Fiaingana voalohany : Asabotsy 22 Aogositra
🕕 Fiaingana : 18h00
📍 Tanambao V, akaikin’ny Gastronomie Pizza
📞 038 64 377 39 | 40 • 037 07 014 09 | 10

🍀 MORAMANGA ➡️ TOAMASINA
📞 038 64 377 34 • 037 07 014 03

🤑 Frais : 45.000Ar

✨ Ao aorinan’ny zoma dia hitohy isan’andro amin’ireo ora ireo ny fiaingana.

📲 Aza misalasala mamandrika dieny izao !

Arou & Mahasoa Plus – mikatsaka ny tsaratsara kokoa ho anao hatrany. 💚

14/08/2026

✨Un beau souvenir à partager✨

Retour en images sur la belle journée passée avec nos heureux gagnants de la nuitée🥰❤️

Un grand merci à tous ceux qui ont participé à nos différents jeux!🙏
Que vous ayez remporté des billets gratuits, des bons d’envoi de colis gratuits ou une nuitée, nous sommes heureux d’avoir pu partager ces beaux moments avec vous.🥰

Merci surtout à tous pour votre confiance et votre fidélité envers Arou & Mahasoa Plus.❤️

Un grand merci également à Mangoro Hotel Moramanga pour son accueil chaleureux et pour avoir contribué à rendre cette expérience encore plus belle✨

Merci à tous pour ces 4 belles années à nos côtés!🎉

…⏳
09/08/2026

…⏳

29/07/2026
Salama eh👋Indro averina eto ireo fitsipiky ny lalao an-tsika1️⃣ Maka sary eo @ ilay photo booth hita ao  Tana2️⃣ Partage...
24/07/2026

Salama eh👋

Indro averina eto ireo fitsipiky ny lalao an-tsika

1️⃣ Maka sary eo @ ilay photo booth hita ao Tana
2️⃣ Partageo ao amin’ny kaontinao ilay sary ary atao mode public
3️⃣ Identifieo ny pejinay
4️⃣ Ampiasao ny hashtag
5️⃣ Captureo ilay publication anao
6️⃣ Alefaso commentaire eto ambanin’ity publication ity : https://www.facebook.com/share/p/1DdWsdV1nL/?mibextid=wwXIfr

✨ Aza misalasala mandray anjara fa mety ianao no ho mpandresy! Mirary soa ho antsika rehetra! 🍀

🎉 4 TAONA NIARAHANA TAMINAREO 🎉Amin’izao fankalazana ny faha-4 taonan’ny Arou & Mahasoa Plus izao dia te hisaotra manoka...
20/07/2026

🎉 4 TAONA NIARAHANA TAMINAREO 🎉

Amin’izao fankalazana ny faha-4 taonan’ny Arou & Mahasoa Plus izao dia te hisaotra manokana anareo mpanjifa izahay tompon’andraikitra sy ny ekipan’ny Arou & Mahasoa Plus rehetra, satria ianareo no hery nanosika anay hivoatra hatrany.

Ho mariky ny fankasitrahanay dia manomana lalao roa manokana izahay mandritra izao fankalazana izao! 🎁

🎁 JEU N°1 : PHOTO BOOTH

Olona 2 samihafa no ho tsara vintana amin’ny tirage au sort ! 🎉

🏆 Gagnant n°1 : Une nuitée pour 2 personnes au Mangoro Hôtel Moramanga
🏆 Gagnant n°2 : Une nuitée pour 2 personnes au Mangoro Hôtel Moramanga.

📸 RÈGLES DU JEU :

1️⃣ Prenez une photo au Photo Booth des 4 ans d’Arou & Mahasoa Plus.
2️⃣ Publiez votre photo sur Facebook en mode PUBLIC.
3️⃣ Identifiez la page Manitra Plus
4️⃣ Ajoutez le hashtag .
5️⃣ Faites une capture d’écran de votre publication.
6️⃣ Publiez cette capture d’écran en commentaire sous cette publication.

🚨 Merci de laisser un seul commentaire et d’éviter les doublons.

📦 JEU N°2 : SPÉCIAL SERVICE COLIS

Tsy ho diso anjara ihany koa ianareo mpandefa colis !

Misy urne eto Tana voatokana ho anareo. Ireo ticket azonareo rehefa mandefa colis dia afaka alatsaka ao anatin’ilay urne (rehefa azo ny référence).

Hisy ihany koa ny tirage au sort ary loka atolotra ho an’izay tsara vintana. 🎁

NB : Manomboka rahampitso ny lalao ary ny 29 Jolay ho avy izao no hanomezana ny valin’ny lalao.

Misaotra anareo tamin’ny fahatokisana sy ny fiarahana nandritra izay 4 taona izay. Mbola manantena ny hiara-dia aminareo mandritra ny taona maro ho avy izahay.

Arou & Mahasoa Plus mikatsaka ny tsaratsara kokoa ho anao hatrany. 💚

📢 Vaovao !Mba hanamorana kokoa ny famandrihana dia nanampy laharana finday izahay.Marihina fa mbola miasa sy azo antsoin...
14/07/2026

📢 Vaovao !

Mba hanamorana kokoa ny famandrihana dia nanampy laharana finday izahay.

Marihina fa mbola miasa sy azo antsoina hatrany ihany koa ireo laharana taloha.

Misaotra hatrany amin’ny fitokisanareo anay. ❤️

Address

IV W55 ANOSIZATO EST
Antananarivo
101

Telephone

+261344027473

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manitra Plus posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Manitra Plus:

Shortcuts

Share