Tatitr'A sera - Service de livraison

Tatitr'A sera - Service de livraison Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tatitr'A sera - Service de livraison, Transportation Service, Amboditsiry, Antananarivo.

tatitr'A sera est l'une des activités de la société HOPE&RATION S.A.R.L.U, oeuvrant dans le service de livraison, utilisant les nouvelles technologies pour apporter plus de rapidité, de précision et de qualité dans ses fonctions.

Herinandro vaovao isika zao, dieny izao ary dia alefaso ny varotra, MAHAZOTOA mivarotra, MAHALAFOSA @ varotra, dia izaha...
20/09/2021

Herinandro vaovao isika zao, dieny izao ary dia alefaso ny varotra, MAHAZOTOA mivarotra, MAHALAFOSA @ varotra, dia izahay Tatitr'A sera-service de livraison dia eto hanampy anao anatitra entana ka aza misalasala ary miantso
☎️ 034 92 750 24
NA
📩 Hafatra miafina ny Tatitr'A sera-Service de livraison

Mirary erinadro vaovao mahafinaritra ho anareo izahay.

Ry Mpivarotra mpiara miasa  Tatitr'A, afaka mifampiresaka  foana ianao 🗣️ na @ alalan'ny antso 📲  na @ alalan'ny mp 📩 ny...
16/09/2021

Ry Mpivarotra mpiara miasa Tatitr'A, afaka mifampiresaka foana ianao 🗣️ na @ alalan'ny antso 📲 na @ alalan'ny mp 📩 ny misy ny entanao rehefa fotoana fanaterana izany hahafantaranao hoe aiza ho aiza no misy azy, ny ariva kosa izahay dia manao ny tatitra momba ny fandraisan'ny mpanjifa azy.
Aza misalasala ary ny miantso
☎️ 034 92 750 24
NA
📩 Hafatra miafina ny Tatitr'A sera-Service de livraison

Anisan'ny tombony iray lehibe rehefa aterin'i Tatitr'A ny entana satria dia azo fantarina  rehetra izay misy azy na  io ...
15/09/2021

Anisan'ny tombony iray lehibe rehefa aterin'i Tatitr'A ny entana satria dia azo fantarina rehetra izay misy azy na io na 😊🕓🚴‍♂️🛵
Angaha izay ihany ??? 🤔🤔
Anisan'ny manana tolotra mora ihany koa satria manomboka @ 2.000ar ny sarany ny fitanterana ny entanao.

Antsoy aza ☎️ 034 92 750 24
NA
📩 Hafatra miafina ny Tatitr'A sera-Service de livraison

13/09/2021
Anisan'ny fanotaniana voalohany sy matetika ny mpivarotra antserasera ny hoe " ahoana ny fanomezana ny vidin'entana ?"➡️...
11/09/2021

Anisan'ny fanotaniana voalohany sy matetika ny mpivarotra antserasera ny hoe " ahoana ny fanomezana ny vidin'entana ?"

➡️➡️ Dia hoy izahay hoe : afaka atao mobile money izany, na koa rehefa misy livraison manaraka ny ampitso izany.

Ka aza misalasala aza
☎️ 034 92 750 24
NA
📩 Hafatra miafina ny Tatitr'A sera-Service de livraison

ara-barotra ny mpivarotra rehetra indrindra ny  eto  serasera 🤑💵💸Tadidio aza fa ny 'A sera - Service de livraison dia et...
11/09/2021

ara-barotra ny mpivarotra rehetra indrindra ny eto serasera 🤑💵💸
Tadidio aza fa ny 'A sera - Service de livraison dia eto hanampy anareo anatitra ny entanareo am-pahatokisana sy am-pitiavana.
Aza misalasala ary
☎️ 034 92 750 24
NA
📩 Hafatra miafina ny Tatitr'A sera-Service de livraison

Ry mpivarotra eto  serasera, ✔️Anjaranao mivarotra 🎁👕👘👗👓🧤👛✔️ Anjaranay  'A sera-Service de livraison kosa ny "Maka➡️Mana...
02/09/2021

Ry mpivarotra eto serasera,
✔️Anjaranao mivarotra 🎁👕👘👗👓🧤👛
✔️ Anjaranay 'A sera-Service de livraison kosa ny "Maka➡️Manatitra➡️Mandray ny vidina entana➡️Mandefa ny versement" aminao

☎️ 034 92 750 24
NA
📩 Hafatra miafina ny Tatitr'A sera-Service de livraison

Anisan'ny "Service" atolotry ny Tatitr'A sera-Service de livraison ho anao ihany koa ny fananterana fanomezana ho an'ny ...
31/08/2021

Anisan'ny "Service" atolotry ny Tatitr'A sera-Service de livraison ho anao ihany koa ny fananterana fanomezana ho an'ny olona akaiky anao 💖

Fandrio na vidio en ligne na eny ny fanomezana "Surprise" dia aterinay hatrany ambaravarana ho an'ilay akaiky ny fonao 😉

Mandrosoa azy ao am MP 📩
na
☎️ Antsoy mivantana ny 034 92 750 24 ifampiresahantsika

Tsy manahirana mihitsy ny miaramiasa @ Tatitr'A sera - Service de livraison 😉💡➡️Miantso ny 034 92 750 24 na mandefa Mp a...
30/08/2021

Tsy manahirana mihitsy ny miaramiasa @ Tatitr'A sera - Service de livraison 😉💡
➡️Miantso ny 034 92 750 24 na mandefa Mp ato

➡️Mandamina ny fotoana hakana sy hanaterana ny entanao izahay

➡️Manao tatitra ny livraison ary manao ny "versement" money aminao izahay.

🛵🚵‍♂️ Aza misalasala ary ianao manantona anay Tatitr'A sera 😊😉

Faly foana izahay rehefa maharay hafatra toy izao avy  satria hafam-po ianareo ❤️❤️❤️Antsoy ary ny ☎️ 034 92 750 24     ...
29/08/2021

Faly foana izahay rehefa maharay hafatra toy izao avy satria hafam-po ianareo ❤️❤️❤️

Antsoy ary ny ☎️ 034 92 750 24
NA
📩 Hafatra miafina MP

Bon Dimanche 😉

Mankasitraka amin'ny fahatokisana Tompoko 🙏🙏🙏Aza misalasala toa azy dia ho tamana ianao 😁    Tatitr'A sera-Service se li...
27/08/2021

Mankasitraka amin'ny fahatokisana Tompoko 🙏🙏🙏
Aza misalasala toa azy dia ho tamana ianao 😁
Tatitr'A sera-Service se livraison
Tongava ary ao @ 📩 Tatitr'A sera-Service de livraison
Na
☎️ 034 92 750 24

Address

Amboditsiry
Antananarivo
101

Telephone

+261349275024

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tatitr'A sera - Service de livraison posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share