Location fiara Tana

Location fiara Tana Joshua 1 : 8

Mampanofa fiara miaraka @ Mpamily eto Tanร  sy ny manodidina izahay. > Fiara voakarakara tsara ๐Ÿš™๐Ÿš™Mpamily mahatoky ๐Ÿ˜Ž Tsara...
14/05/2024

Mampanofa fiara miaraka @ Mpamily eto Tanร  sy ny manodidina izahay.
> Fiara voakarakara tsara ๐Ÿš™๐Ÿš™
Mpamily mahatoky ๐Ÿ˜Ž
Tsara kokoa raha miantso avy hatrany. ๐Ÿ™‚


Bonne annรฉe ๐Ÿ˜ŠEfa 22 janvier 2024 sahady ๐Ÿ˜ŽHo aiza indray isika ary e ?Hamonjy mariage ? Haka rivotra kely aloha ?Hanatrik...
22/01/2024

Bonne annรฉe ๐Ÿ˜Š
Efa 22 janvier 2024 sahady ๐Ÿ˜Ž
Ho aiza indray isika ary e ?

Hamonjy mariage ?
Haka rivotra kely aloha ?
Hanatrika lanonana manokana ?

Fiara 4x4 (7places) : malalaka tsara, madio ary mihaja ihany koa ๐Ÿš™๐Ÿš™

๐Ÿ“ฒ Message privรฉ ny rรฉservation


Zoma 27 oktobra 2023 sahady โœˆ๏ธEfa hifarana ity volana ity, faly izahay niaraka taminareo teny an-dalana ary misaotra ana...
27/10/2023

Zoma 27 oktobra 2023 sahady โœˆ๏ธ

Efa hifarana ity volana ity, faly izahay niaraka taminareo teny an-dalana ary misaotra anareo hatrany โ™ฅ๏ธ.

Efa misy ny namandrika mialoha amin'ny volana manaraka, efa vonona be ry zareo ๐Ÿ˜Š.
Ho anareo mitady 4x4, vonona foana izahay.

Location fiara Tanร , Location 4x4 mirary zoma mahafinaritra ho anareo e ! Asio fety kely miaraka amin'ny ankohonana ny zoma magnifique ity ๐Ÿ‰๐Ÿ‰๐Ÿ“



ILAINA NY MIVOAKA AMIN'NY MAHAZATRA โณEfa alakamisy sahady isika izao, hiandry rahampitso hariva ve vao hifaly ? Maninona...
19/10/2023

ILAINA NY MIVOAKA AMIN'NY MAHAZATRA โณ

Efa alakamisy sahady isika izao, hiandry rahampitso hariva ve vao hifaly ? Maninona raha rehefa avy eo๐Ÿ˜

Rehefa reraky ny tontolo andro iny, mila miala amin'ny mahazatra (mihinana voankazo tsy mahazatra). Atao amin'ilay mamelombelona ny aina dia ao tsara ๐Ÿ“๐Ÿ“. Dia entinay mandeha any ambanivohitra koa mety tsy mahazatra anareo ๐Ÿ˜Š

Alatsinainy ๐Ÿ™‚Tsy misy fiainana tsy mitaky ezaka izany. Fa izay miezaka sy manome ny tsara foana dia hijinja vokatra tsar...
16/10/2023

Alatsinainy ๐Ÿ™‚

Tsy misy fiainana tsy mitaky ezaka izany. Fa izay miezaka sy manome ny tsara foana dia hijinja vokatra tsara ๐Ÿ“๐ŸŽ๐Ÿ‰

Location fiara Tana, location 4X4 ๐Ÿš™๐Ÿš˜miezaka sy manome ny tsara kokoa hatrany.

Mitady Starex na koa Hyundai Tucson ho vidiana izahaysao misy manana proposition, misaotra mialoha.


Zoma magnifique ๐Ÿ˜Ž๐Ÿ‰๐ŸŽMafana tsara eto aminay ary any aminareo ?Mamay be aty, maika izahay hisakafo atoandro fa zoma magnif...
13/10/2023

Zoma magnifique ๐Ÿ˜Ž๐Ÿ‰๐ŸŽ

Mafana tsara eto aminay ary any aminareo ?

Mamay be aty, maika izahay hisakafo atoandro fa zoma magnifique be ty ๐Ÿ–๏ธ๐Ÿฐ๐ŸŽ

Location fiara Tana, location 4x4
Mirary zoma mahafinaritra be ho anao sy ny ankohonanao ๐Ÿš˜๐Ÿš˜


REHEFA KIVY..Manoloana ireo zavatra mahakivy dia mizara roa foana ny ao an-tsaina. Voalohany indrindra, tonga dia misy a...
12/10/2023

REHEFA KIVY..

Manoloana ireo zavatra mahakivy dia mizara roa foana ny ao an-tsaina. Voalohany indrindra, tonga dia misy ampahany manaiky resy. Faharoa, misy ankilany mbola vonona hiady ahafahana mandresy hatrany.

Ilay voalohany io no mameno kokoa ny saina raha toa ka zatra manaiky resy ao an-tsaina isika. Etsy andanin'izany, ny olona tsy manaiky very hevitra dia afaka handresy na efa resy foana aza taloha. Inona ary no tianao ? ๐Ÿค” Aleo mpandresy ka, ny olana tsy maintsy misy foana; fa ho an'izay mitady vaha olana sy miezaka dia misy tantara vaovao ๐ŸฅŠโ™ฅ๏ธ๐Ÿš˜


๐Ÿš™๐Ÿ›ฃ๏ธ๐Ÿš˜ Location fiara Tanร  : (location avec chauffeur) > tombony ho anao, mifandray aminao sady mandresy ho anao.
Rรฉservation Octobre :( volana Oktobra) message privรฉ ou ๐Ÿ“ฑ
๐Ÿ“ฒ ๐Ÿ“ž038 36 443 59


๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ   ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌAlahady mahafinaritra sady tena mety. ๐Ÿ˜ŠMisy avy nivavaka, misy avy niasa, misy mikarakara sakafo manokana ho an'i...
08/10/2023

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Alahady mahafinaritra sady tena mety. ๐Ÿ˜Š
Misy avy nivavaka, misy avy niasa, misy mikarakara sakafo manokana ho an'ireo akaikin'ny fo โ™ฅ๏ธ sns.

Tena tsara sady ilaina ny miasa, mianatra, mandraharaha ๐Ÿš™๐Ÿ“š๐Ÿ“„๐Ÿ’ฐ. Fa mamy ary tsy adino ny ankohonana sy fianakaviana satria mifamatotra na tsy mifankahita matetika aza.

Localion fiara Tana, eo hatrany ho anao, ho anareo ๐Ÿ““๐Ÿ““Mandray "rรฉservation" isanandro izahay ao anaty message privรฉ na koa ๐Ÿ“ž 038 36 443 59 ๐Ÿ“ฑ๐Ÿ“ฒ
Mbola misy andro vitsy tsy nisy namanadrika amin'ny herinando.


Week-end en famille๐Ÿ‰ ๐Ÿ‰๐Ÿ๐ŸŠ๐Ÿ“๐Ÿ“Pizza ๐Ÿ•๐Ÿ•Jus de fruits ๐Ÿน๐ŸนMusique ๐Ÿฅโ™ฅ๏ธโ™ฅ๏ธGรขteau ๐Ÿฐ ๐Ÿ˜ŽJoie de vivre ร  partager !!  ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜€๐Ÿ˜‰Location fiara ...
07/10/2023

Week-end en famille๐Ÿ‰ ๐Ÿ‰๐Ÿ๐ŸŠ๐Ÿ“๐Ÿ“

Pizza ๐Ÿ•๐Ÿ•
Jus de fruits ๐Ÿน๐Ÿน
Musique ๐Ÿฅโ™ฅ๏ธโ™ฅ๏ธ
Gรขteau ๐Ÿฐ ๐Ÿ˜Ž
Joie de vivre ร  partager !! ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜€๐Ÿ˜‰

Location fiara Tana ๐Ÿ“ž 038 36 443 59
๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Mitady 4x4 ianareo?Fiara 7 placesMisy ato,disponible 7 placesLocation fiara TanaMitondra eto Antananarivo sy ny manodidi...
05/10/2023

Mitady 4x4 ianareo?
Fiara 7 places

Misy ato,disponible 7 places
Location fiara Tana
Mitondra eto Antananarivo sy ny manodidina
4x4 mandeha Provinces


Misaotra indrindra ๐Ÿ™‚    Misaotra anareo rehetra niaraka taminay Location fiara Tana tamin'ny volana Aogositra sy Septamb...
03/10/2023

Misaotra indrindra ๐Ÿ™‚

Misaotra anareo rehetra niaraka taminay Location fiara Tana tamin'ny volana Aogositra sy Septambra lasa teo. Raha tsy teo ianareo dia nandeha irery izahay. Faly izahay manana anareo e !

Amin'ny manaraka indray e ๐Ÿค—
Maminay ireto sary nanamarika tantara ireto. ๐ŸŒฟ๐Ÿ‚๐Ÿ“
Aza adino ny manao partage ny page Location fiara Tana, misaotra be dia be.


Mitady 4x4 , 7 places ? ๐Ÿค“Misy ato amin'ny Location fiara TanaLocation avec chauffeur Ny fiara ve ? ๐Ÿš™> Madio be ivelany s...
03/10/2023

Mitady 4x4 , 7 places ? ๐Ÿค“
Misy ato amin'ny Location fiara Tana
Location avec chauffeur

Ny fiara ve ? ๐Ÿš™
> Madio be ivelany sy anatiny
> Mihaja, amin'ilay tsy mahamenatra rehefa ilay hamonjy mariage ohatra...๐Ÿ™‚
> Mahatonga sady maharaka ny dia any amin'izay alehanareo ๐Ÿ–๏ธ๐Ÿ๏ธ๐Ÿœ๏ธ
> Malalaka tsara, migalabona ny ankizy ๐Ÿ˜…
>Farany, mahatafaverina soa aman-tsara teo amin'izay niainganareo ๐Ÿ˜Ž

Izay aloha fa ianareo sisa no andrasana, efa misy rรฉservation vitan'ny hafa ary isaorana azy ireo.
Fa mbola misy samedi sy jeudi malalaka ho anao ๐Ÿค“



Address

Antananarivo
101

Telephone

+261383644359

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Location fiara Tana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share