Industrial Import Mada

Industrial Import Mada Votre partenaire pour l'achat et l'acheminement de votre produit de la Chine jusqu'à votre porte.

🚢 SERVISY FANAFARANA ENTANA AVY ANY CHINETe hividy entana na milina any Chine ianao fa tsy mahay ny fomba?Avelao izahay ...
22/08/2026

🚢 SERVISY FANAFARANA ENTANA AVY ANY CHINE

Te hividy entana na milina any Chine ianao fa tsy mahay ny fomba?

Avelao izahay hikarakara ny dingana rehetra ho anao 👇
✅ Mitady mpamatsy azo antoka
✅ Mifampiraharaha sy mividy
✅ Manamarina ny kalitao any amin’ny orinasa
✅ Manangona sy manamboatra ny fonosana
✅ Mandefa an-tsambo
✅ Manao dédouanement sy fandefasana eto Madagasikara

📦 Afaka ampidirina:
Milina indostrialy • Fitaovana salon sy orinasa • Fitaovana fambolena • Entana amidy • Kojakoja isan-karazany

💰 Vidiny mirary
📆 Haingana ny fandefasana
🔐 Azo antoka sy mangarahara

Na mpandraharaha, mpivarotra na olona tsotra ianao, manamora ny importation-nao izahay.

📞 Mifandraisa aminay dieny izao
📩 WhatsApp / Messenger

WhatsApp+261 34 51 887 76

🚢 CARGO CHINE 🇨🇳 ➡️ MADAGASCAR 🇲🇬📦 Service Achat & Transport Vous souhaitez commander vos produits en Chine ? Nous vous ...
22/08/2026

🚢 CARGO CHINE 🇨🇳 ➡️ MADAGASCAR 🇲🇬

📦 Service Achat & Transport Vous souhaitez commander vos produits en Chine ? Nous vous accompagnons de l’achat jusqu’au transport vers Madagascar.

💰 Tarifs à partir de 340 USD / m³
✅ Service achat en Chine
✅ Transport Chine → Madagascar
✅ Accompagnement professionnel
✅ Tarifs attractifs
📞 Contact : 034 51 887 76
📍 Bureau : Antananarivo, Madagascar
👉 Confiez-nous vos achats et faites-les parvenir à Madagascar en toute simplicité !

22/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Andria Ÿrinah, OR Tense, Chris Marini, Clärck Mærïch, Santatra Ny Aina, Sitrakiniaina Andrianantenaina, Sitrāck NJ, Samuel Nomenjanahari, Luciah Aina, Fii Nantenaina, Andraina Vaniala

Cargo Chine → Madagascar : Groupe ou Full Container, quelle solution choisir ?Aujourd’hui, importer des marchandises dep...
21/08/2026

Cargo Chine → Madagascar : Groupe ou Full Container, quelle solution choisir ?
Aujourd’hui, importer des marchandises depuis la Chine est devenu une véritable opportunité pour les commerçants, entrepreneurs et entreprises malgaches.

💰 Des tarifs à partir de 340 USD/m³
Pour vos expéditions Chine → Madagascar, profitez de tarifs compétitifs à partir de 340 USD par m³ pour le transport maritime en groupage.
Le délai de transit est généralement de 40 à 45 jours après le départ.
🇨🇳➡️🇲🇬 Pourquoi choisir un accompagnement professionnel ?
Importer ne consiste pas uniquement à acheter un produit. Il faut également gérer le fournisseur, la préparation de la marchandise, l’emballage, le transport et le suivi de l’expédition.
Un accompagnement professionnel vous permet de mieux maîtriser votre opération et de réduire les risques liés au transport.
📞 Vous souhaitez importer depuis la Chine ?
Que vous ayez une petite quantité ou un volume important, nous pouvons vous accompagner dans votre projet de transport Chine → Madagascar.
Tarif à partir de 340 USD/m³
Transit : 40 à 45 jours après départ

Contact : 034 51 887 76
Bureau : Antananarivo, Madagascar

👉 Groupe ou Full Container : choisissez la solution adaptée à votre volume et à votre activité.

20/08/2026
20/08/2026

Four électrique 5 étagès

disponible sur commande

🚢 CARGO CHINE 🇨🇳 ➡️ MADAGASCAR 🇲🇬📦 Importez vos marchandises depuis la Chine en toute simplicité !✅ Tarifs attractifs🚢 T...
19/08/2026

🚢 CARGO CHINE 🇨🇳 ➡️ MADAGASCAR 🇲🇬

📦 Importez vos marchandises depuis la Chine en toute simplicité !

✅ Tarifs attractifs

🚢 Transport maritime en groupage
⏱️ Transit : 40 à 45 jours après départ
🔎 Lien de suivi colis disponible

📲 WhatsApp : +261 34 51 887 76

🇨🇳 Chine ➡️ 🇲🇬 Madagascar
Un service fiable pour vos expéditions !

Iza avy Ilay tia maneno ireny ireto Zao isany azo hafarana tsara any chine Manasa anao iditra mp Raha Liana azy io
14/08/2026

Iza avy Ilay tia maneno ireny

ireto Zao isany azo hafarana tsara any chine

Manasa anao iditra mp Raha Liana azy io

🇨🇳 Nahoana no mividy entana any Chine fa tsy any amin’ny firenena hafa?👉Vidiny mora sy mifaninana 💰Betsaka ny orinasa mp...
14/08/2026

🇨🇳 Nahoana no mividy entana any Chine fa tsy any amin’ny firenena hafa?

👉Vidiny mora sy mifaninana 💰

Betsaka ny orinasa mpamokatra any Chine, ka afaka mahazo vidiny tsara kokoa, indrindra rehefa mividy ambongadiny

👉Safidy vokatra tena maro 📦

Saika misy avokoa ny karazana entana rehetra: milina, électronique, akanjo, accessoires, fitaovana matihanina, sns.

👉Maro ny mpamatsy sy mpanamboatra 🏭

Afaka mampitaha mpamatsy maromaro ianao mba hahitana ny kalitao sy vidiny mifanaraka amin’ny zavatra tadiavinao.

👉Afaka manao produit personnalisé ✨

Orinasa maro no afaka mametraka logo, emballage, couleur na modèle manokana araka izay ilainao.

👉Mora mahita vokatra 🔎

Amin’ny plateforme toy ny 1688 sy Taobao, dia tena betsaka ny vokatra azo isafidianana.

👉Mandroso tsara ny fitaterana iraisam-pirenena 🚢✈️

Betsaka ny zotra maritime sy aérien avy any Chine, ka manamora ny fandefasana entana mankany Madagascar.

👉Afaka mividy mivantana amin’ny mpanamboatra 🏭

Rehefa mividy mivantana amin’ny usine ianao dia mety hampihena ny vidiny satria mihena ny mpanelanelana.

👉Mety hahazo tombombarotra tsara amin’ny revente 📈

Raha voafantina tsara ny entana sy ny fournisseur, ary voakajy tsara ny frais de transport, dia afaka mahazo marge bénéficiaire mahaliana ianao.

Address

Antananarvo
Antananarivo

Telephone

+261348140857

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Industrial Import Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Industrial Import Mada:

Shortcuts

Share