05/08/2025
Ianao efa miasa mafy nefa manao ny ainao tsy ho zavatra nefa :
– Tsy mahangona vola mihitsy fa izay tonga lany
– Mila hitombo foana ny trosa satria tsy maharaka
– Tsy misy zavatra mba tafatsangana
– Mahatsapa hatrany fa tsy ampy ny vola miditra
– Tsy manana fotoana ho an’ny fianakaviana, na hialana sasatra aza
Nefa misy olona hafa, miasa adiny 4 monja isan’andro :
– Manana fidiram-bola ampy sy miorina
– Afaka manangona anaty filaminana
– Mahavita manangana zavatra goavana
– Afaka mividy izay iriny
– Manana fotoana hialana sasatra, miaraka amin’ny fianakaviany, ary manao izay mahafaly azy
Hey , aza afangaro ny miasa mafy sy ny miasa am-pisainana.
⚠️ Misy olona miasa mafy.
⚠️ Misy olona mahay miasa ( Miasa ampisainana )
Ny olona miasa mafy dia miankina amin’ny heriny, vatany, fotoany nefa voafetra daholo ireo
Ny olona mahay miasa kosa dia ny olona mahay mampiasa saina hatonga azy ahazo vokatra anaty fotoana fohy.
Olona manana strategie rehefa miasa
Olona manana opportunité
Olona tsy mijaly fidiram-bola
Olona tsy fehezin’ny vola satria manana fototra maro
📣 Izay indrindra no ho resahintsika amin’ity conference « Liberté Financière » ity :
Ahoana no hahazoana vola sy fahalalahana, nefa tsy voatery hiasa foana andro aman’alina ?
Ny tanjona dia hatonga anao hanana faharafahana amin’ny lafin’ny fidiram-bola fa tsy hiankindoa amin’ny fidiram-bola na asa tokana
📅 Daty : 30 Aogositra
🕗 Ora : manomboka amin’ny 8 ora maraina
📲 038 96 016 49