Team voyage Tana Bira za'y

Team voyage Tana Bira za'y Transporteur

Ilazana ianareo panjifa na pandeha Tanà Antsirabe fa ny zotrapitaterana Tanà Antsirabe dia mitohy hatrany stationement f...
22/02/2023

Ilazana ianareo panjifa na pandeha Tanà Antsirabe fa ny zotrapitaterana Tanà Antsirabe dia mitohy hatrany stationement fasan'ny karana anio Alarobia 22/02/23

réservation depart maraina 05h Tana sarandalana 15000ar Fasan'ny Karana , Antsirabe départ 05h maraina 15000ar stationne...
16/11/2022

réservation depart maraina 05h Tana sarandalana 15000ar Fasan'ny Karana , Antsirabe départ 05h maraina 15000ar stationnement vatofotsy misaotra anao misafidy ny hiaradia aminay

Izahay dia faly hatrany mandray anareo panjifa ajaina ny sarandalana dia 15000ar na 75000fmg  ny toerapiatsonana moa dia...
16/11/2022

Izahay dia faly hatrany mandray anareo panjifa ajaina ny sarandalana dia 15000ar na 75000fmg ny toerapiatsonana moa dia stationnement fasan'ny karana, ary Antsirabe Vatofotsy

Izahay Team voyage Tana Bira dia faly mandray ireo panjifa tsy ankanavaka ny sarandalana tompoko dia 10.000 ariary na 50...
07/05/2022

Izahay Team voyage Tana Bira dia faly mandray ireo panjifa tsy ankanavaka ny sarandalana tompoko dia 10.000 ariary na 50.000fmg ny fiaingana dia stationnement Fasan'ny karana ra eto Antananarivo, ary kosa Jovena Vatofotsy ra a Antsirabe ny fandtaisana dia milamina ny fiara manaraka ny fenitra takian'ny panjifa

Izahay eto amin'ny fitaterana fasan'ny karana zone régional mapitohy an'Antananarivo Antsirabe dia mapandre anareo panji...
13/04/2022

Izahay eto amin'ny fitaterana fasan'ny karana zone régional mapitohy an'Antananarivo Antsirabe dia mapandre anareo panjifa fa hisy fiovana ny sarandalana manomboka ny zoma 15 aprily hoavy izao, misaotra anareo hatrany izahay Team voyage Bira

miezaka hatrany manakaiky ireo pandeha ary koa manatsara ny kalitao ny asa e, Tana bira za'y
29/03/2022

miezaka hatrany manakaiky ireo pandeha ary koa manatsara ny kalitao ny asa e, Tana bira za'y

STATIONEMENT VATOFOTSY ANTSIRABE, milamina tsara avokoa
13/02/2022

STATIONEMENT VATOFOTSY ANTSIRABE, milamina tsara avokoa

Ireo fiara mapitohy Tananarivo Antsirabe isan'andro sarandalana 10.000ar
09/02/2022

Ireo fiara mapitohy Tananarivo Antsirabe isan'andro sarandalana 10.000ar

Stationnement Fasankarana milamina sy mirindra ny fandraisana
08/02/2022

Stationnement Fasankarana milamina sy mirindra ny fandraisana

07/02/2022

Faly mandray anareo tsy akanavaka izahay Team voyage Tana bira ☺😊🤗

Manadio kely ndray e✋🏻✋🏻✋🏻
07/02/2022

Manadio kely ndray e✋🏻✋🏻✋🏻

Maka milam eny iany e😷😷🤝🏻🤝🏻
07/02/2022

Maka milam eny iany e😷😷🤝🏻🤝🏻

Address

Tananarivo
Antananarivo
ANTANANARIVO101

Telephone

+261345502971

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Team voyage Tana Bira za'y posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Team voyage Tana Bira za'y:

Share