C-raim'S

C-raim'S Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from C-raim'S, Transportation Service, Antananarivo.
(1)

Faly miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny Pejy😃2 volana izay no niasa mangingina tato foana izahay🙂Mankasitraka feno i...
04/09/2023

Faly miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny Pejy😃

2 volana izay no niasa mangingina tato foana izahay🙂

Mankasitraka feno izay efa niara niasa taminay hatramin'izay🙂

Miezaka foana izahay manome ny soa sy ny tsara indrindra avy aty aminay mba ho fahafaham-po anareo Client mpiara miasa aminay🙂

"Excellent choix de nous vouloir confier
vos Courses et vos Livraisons"

Restez abonné à notre page😉

Service de LIVRAISON/COURSIERA partir de: 3.000ar(Ville) /4.000ar(Périphérie)Y compris le:-Frais de récupération-Carbura...
05/08/2023

Service de LIVRAISON/COURSIER

A partir de: 3.000ar(Ville) /4.000ar(Périphérie)

Y compris le:
-Frais de récupération
-Carburant
-Crédit
-Assurance colis
-Autocollant (Cadeaux)
-Frais de livraison

Niasa mangina tato foana izahay nandritra izay 2 volana izay

Ireto ny sombiny:
-Livraison SUPER-EXPRESS
-Livraison EXPRESS
-Livraison PROGRAMMÉE

~Livraison Sakafo,Dossier,karazan'entana rehetra,...
~"Qualité de Service" ezahana ho professionnel foana
~Livreur Présentable(Manao fitafy mihaja)
~Mampitombo,manatsara,mampisy valeur kokoa ho an'ny Orinasanao ny fiaraha-miasa aminay

Aza misalasala miditra ao amin'ny hafatra miafina fa valianay foana
6h-22h: Alatsinainy-Sabotsy
18h-22h: Alahady

Na afaka mifandray aminay mivantana amin'ny:
038.37.008.29
038.25.473.65

Faly miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy🙂🤩1 Volana izay ny nisian'ny Service de livraison/Coursier Craims🥳🥳🤩Efa ...
01/08/2023

Faly miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy🙂

🤩1 Volana izay ny nisian'ny Service de livraison/Coursier Craims🥳🥳🤩

Efa betsaka no niara niasa sy afa-po tamin'ny service-nay❤

Mankasitraka be dia be izay efa nametraka fitokisana rehetra🙏🏻

Miezaka foana mba ho professionnel mba ho fanomezana fahafaham-po antsika Mpanjifa🙂

Mitohy hatrany ny fandraisana ny Course sy ny livraison antsika📔

Araho tsy tapaka ny pejy fa hisy ny surprise tsy ho ampoizina🙂

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra😃

Manana tolotra 3 izahay:√Livraison SUPER-EXPRESS: Raha livraison 1 confirmée androany Jour-J,dia livrer-na maika androan...
29/07/2023

Manana tolotra 3 izahay:

√Livraison SUPER-EXPRESS:
Raha livraison 1 confirmée androany Jour-J,dia livrer-na maika androany ihany,misy fotoana tokony enjehina na Urgente ilaina maika,
15.000ar-8.000ar

√Livraison EXPRESS:
Raha livraison 1 confirmé androany Jour-J,alaina androany sady livrer-na androany ihany, tsy misy ora enjehina maika kosa,
10.000ar-7.000ar

√ Livraison PROGRAMMÉE:
Raha livraison 1 programmé/confirmé iray andro mialoha(Jour-1) na confirmé amin'ny andron'ny livraison (Jour-J) avant 6h dia miova ho 6.000ar-4.000ar(Colis 1)

~Raha manana Course/livraison 2 na maherin'izay kosa ianao, ka entana kelikely,tsy Fragile,afaka mifangaro amin'ny entana hafa,ka vitanao ny manao azy ho LIVRAISON PROGRAMMÉE,dia midina toy izao ny tarif:
4.000ar/colis(PÉRIPHÉRIE)
3.000ar/Colis(VILLE)

Efa tafiditra anatin'ireo tarif rehetra voalaza ireo ny:
-Frais de récupération
-Crédit
-Carburant
-Assurance Colis
-Frais de Livraison

Aza misalasala miditra ao amin'ny Hafatra miafina(mp) fa valianay hatrany:
6h-22h(Alatsinainy-Sabotsy)
18h-22h(Alahady)

Na afaka miantso mivantana ny
038 37 008 29
038 25 473 65

Finaritra foana izahay rehefa mahita ny fanehoan-kevitry ny Client😃🙃Teto izao dia Saka(Chat) no nlivrer-naAndrohibe Anal...
18/07/2023

Finaritra foana izahay rehefa mahita ny fanehoan-kevitry ny Client😃🙃

Teto izao dia Saka(Chat) no nlivrer-na
Androhibe Analamahitsy-Andoharanofotsy😉

Cliente Satisfaite🙏🏻

Mankasitraka hatrany izahay efa nametraka fitokisana taminay hatramin'izay🙏🏻

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra😃

Vous vous demandez si c'est TROP CHER...lorsque vous entendez:~Livraison et Course à MOTO routier uniquement ~Livreur bi...
14/07/2023

Vous vous demandez si c'est TROP CHER...lorsque vous entendez:

~Livraison et Course à MOTO routier uniquement
~Livreur bien Présentable
~Bon service(Professionnel)
~Rapide et Fiable
~...

Voici la réponse, nous avons 3 OFFRES disponibles pour tous ceux qui veulent être vraiment satisfaits:

-Livraison SUPER-EXPRESS: 15.000ar~8.000ar
-Livraison EXPRESS: 10.000ar~7.000ar
-Livraison PROGRAMMÉE: 6.000ar~3.000ar

Vendeur en ligne? Entreprise? Ou Simple particulier?

N'hésitez pas à nous contacter directement en Message privé(mp): Du lundi au samedi: 6h~22h
Dimanche: 18h~22h

Ou vous pouvez également nous contacter par téléphone:
038 37 008 29
038 25 473 65

~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~

Manontany tena foana hoe TSY LAFO BE VE... vao maheno hoe:

~Moto routier irery ihany no ampiasaina
~Livreur madio sy manao fitafy mihaja
~Tsara service
~Aingam-piasa sy azo antoka
~...

Ity ny valiny, manana tolotra 3 natao ho an'ny rehetra izahay amin'ny sarany mirary tokoa:

-Livraison Super-express: 15.000ar~8.000ar
-Livraison Express: 10.000ar~7.000ar
-Livraison Programmée: 6.000ar~3.000ar

Mpanao VENTE EN LIGNE? ORINASA? sa OLON-TSOTRA?

Aza misalasala ary miditra ao amin'ny mp(hafatra miafina) fa valianay hatrany: Alatsinainy-Sabotsy: 6h~22h
Alahady: 18h~22h

Na afaka miantso avy hatrany ny
038 37 008 29
038 25 473 65

Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy👋🏻👉🏻Efa miverina ny Livraison sy ny Course rehetra👉🏻Mankasitraka antsika rehe...
10/07/2023

Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy👋🏻

👉🏻Efa miverina ny Livraison sy ny Course rehetra
👉🏻Mankasitraka antsika rehetra efa nametraka fahatokisana taminay
👉🏻Afaka miditra ao amin'ny hafatra miafina(mp) fa misy mamaly foana isan'andro manomboka amin'ny 06h-22h ny Alatsinainy hatramin'ny Sabotsy, ary amin'ny 18h-22h kosa ny Alahady fa valianay foana😁
👉🏻Afaka tonga dia miantso ihany koa:038 37 008 29/038 25 473 65

Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra😃

06/07/2023

Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy🙂

Noho ny fanavaozana anatiny ato aminay dia mihato avokoa ny "Courses/Livraisons" rehetra, manomboka ny Alakamisy 06 Jolay 2023 ato amin'ny Service de livraison/Coursier C-raim'S 😊

Miverina miasa kosa izahay manomboka ny Alatsinainy 10 Jolay 2023 ho avy izao🙂

Ialana tsiny indrindra tompoko fa izao no natao mba ho fanatsara hatrany ny Service-nay sy ho fanomezana fahafaham-po antsika mpanjifa hatrany🙏🏻

Tsy adino anefa fa na eo aza izany dia afaka miditra mitafa aminay ao amin'ny Hafatra miafina(mp) foana isika isan'andro manomboka amin'ny 06h-22h ny Alatsinainy hatramin'ny Sabotsy, ary amin'ny 18h-22h kosa ny Alahady fa valianay foana😁

Mankasitraka antsika rehetra izay efa nanankina ny Course sy Livraison rehetra tato aminay🙂

👉🏻Araho tsy tapaka ny pejy fa hisy "OFFRES SURPRISES" miaraka amin'ny aminay👈🏻

Mirary faran'ny herinandro sambatra ho antsika😀

Orinasa? Mpivarotra? Mpanao vente en ligne? sa Olon-tsotra?Mitady olona afaka manao Course na Livraison ?Izahay dia SERV...
01/07/2023

Orinasa? Mpivarotra? Mpanao vente en ligne? sa Olon-tsotra?

Mitady olona afaka manao Course na Livraison ?

Izahay dia SERVICE DE LIVRAISON/ COURSIER

-Moto Routier ihany no ampiasainay
-Manao ny asa rehetra momba ny livraison(Akanjo,Kiraro,Sakafo,...)
-Misy tolotra sahazan'ny rehetra(SUPER EXPRESS-EXPRESS-PROGRAMMÉE)
-Afaka manao "Achat"
-Manatitra Dossier
-Manao ny course rehetra izay mety ilainao
-Azo antoka
-Sarany mirary mifanaraka amin'ny filan'ny mpanjifa

Aza misalasala manankina aminay ny Course sy ny Livraison anao

Ianareo koa ve efa tratran'ilay hoe:...-Tokony misy entana ho alaina na ho vidiana kanefa tsy manam-potoana fa manjary s...
17/06/2023

Ianareo koa ve efa tratran'ilay hoe:...

-Tokony misy entana ho alaina na ho vidiana kanefa tsy manam-potoana fa manjary sao ho very vola raha tsy miasa

-Mandeha be ny varotra atao,ka tsy araka intsony ny sady hamaly ny hafatra miafina,no sady handeha hanao livraison an'ny entana

-Na rehefa mba sendra afaka manao livraison iny anefa dia lany fotsiny amin'ny embouteillage ny fotoana

-Misy dia tokony aleha aingana kanefa raha andeha Taxi-be: lany ny fotoana ; raha andeha Taxi na Taxi-moto anefa mbola midangana ihany koa ny sarany

-Any ka mety lasa nanankina taman'olona ny course/livraison kanefa tsy nety afa-po

Avy eo lasa mitady olona afaka iarahana miasa mba ahafahana miasa am-pilaminana, sady manatanteraka ny course/livraison tokony atao rehetra amin'ny sarany mirary sady azo antoka eh?

MANASA ANAO IJERY NY COMMENTAIRE

Address

Antananarivo

Telephone

+261383700829

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when C-raim'S posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to C-raim'S:

Share