Taná mandeha Vatomandry l, Ilaka, Mahanoro

Taná mandeha Vatomandry l, Ilaka, Mahanoro Izahay dia manao location manerana an'i Madagasikara
Mitondra razana koa izahay manerana ny faritany

Izahay dia mampitohy isan'andro taná mandeha : Vatomandry, Ilaka, Mahanoro, misy koa ny trans colis sprinter mampitohy isan'andro, isakin'ny alahady ihany vao tsy misy trans colis 034 11 690 54

01/12/2025

0345490823 Io no laharana azahoana anay

02/11/2025

SALAMA TOMPOKO!🤗
AMIN'IZAO FOTOANA IZAO DIA MANDALO ADY MAFY NY NAMANA MPIARA-MIASA AMINAY ANKEHITRINY NOHON'NY VORIKA IZAY ATAON'IREO OLONA TSY TIA, FA ANKININAY AMIN'ANDRIAMANITRA RAY TSY TOA MPANAO NY LANITRA SY NY TANY NY FAHASALAMANY, HO RERAKA IREO MPANENJIKA, HO AN'ANDRIAMANITRA IRERY IHANY ANIE NY VONINAHITRA, MIRARY FAHASALAMANY HO ANAO IZAHAY MPIARA-MIASA ANAO MME EMMA

MahanoroNy hakantonyTsara40.000ar ny saran-dalana
07/11/2024

Mahanoro
Ny hakantony
Tsara
40.000ar ny saran-dalana

25/10/2024
09/10/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Bernardin Jean Claude Randriamitsirilaza, Lovatiana Herisoa, Riantsoa Boli Ramboatina

06/10/2024

Cross ndray no nobataina

Ombay mitady Randriamampionona Rolland,Zazalahy 23 taona, NB: tsy dia salama saina tsaraTsy hita io maraina io raha tong...
29/09/2024

Ombay mitady
Randriamampionona Rolland,
Zazalahy 23 taona,
NB: tsy dia salama saina tsara
Tsy hita io maraina io raha tonga avy any Vatomandry
Tokony ho tamin'ny 5 ora maraina teto ampasapito
Akanjo: polo gris, pataloha lava bleu marine misy tsipika mena 2 @ sisiny, manao satroka mainty, palitao miloko chocolat sy volom-biby,
Koa iangaviana izay mahita azy mba hanantona ny manam-pahefana akaiky, na hiantso ny reniny: 034 37 618 46, 032 44 400 42,
Partage max azafady, tsy misy vola any aminy na ariary aza, tsy mahay avia sy havanana eto antananarivo

13/09/2024

botaloha

312DTana> mahanoro
13/09/2024

312D
Tana> mahanoro

Address

Ampasapito
Antananarivo

Telephone

+261341169054

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Taná mandeha Vatomandry l, Ilaka, Mahanoro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share