08/09/2026
🔥🌿 PRO AVENTURE AMIN’ILAY MAMPILENDALENDA BE ! 😍🌳
Tsy nahatratra an’ilay AVENTURE ANDASIBE farany teo ve ianao ? 👀
Aza manahy… mbola misy chance ! 😎🔥
📝 MAKA NOTES dieny izao, satria ireto indray ny DATE MANARAKA :
📅 03 ➜ 04 OCTOBRE 2026
📅 31 OCTOBRE ➜ 01 NOVEMBRE 2026
📅 28 ➜ 29 NOVEMBRE 2026
🌿 AU PROGRAMME :
🐒 Visite du Parc Analamazaotra
🌳 Découverte de la nature exceptionnelle d’Andasibe
📸 Aventure, ambiance, découverte et surtout… souvenirs tsy hay adinoina ! ❤️
💰 TOUJOURS À 196.000 AR / PERSONNE ! 🔥
⚠️ Fa aza miandry ela loatra an !
Tsy hitahita akory ireo date ireo dia tonga ny départ a. 😂
Koa raha efa ela ianao no nilaza hoe « handeha any Andasibe aho »…
👉 IO NO FOTOANA ! 😍
📲 RÉSERVATION & INFORMATIONS :034 13 055 84
🌿 VOYAGE N’TSIKA — Andao hiaina ny aventure, fa tsy hijery sary fotsiny ! ❤️