Cotisse Transport de Marchandises

Cotisse Transport de Marchandises Transport de Marchandises

28/09/2023

πŸ“¦ π’π„π‘π•πˆπ‚π„ π‚πŽπ‹πˆπ’
Tsarovy fa izay toerana misy ny zotra Cotisse Transport dia misy ny tolotra fitateran'entana (service messagerie) ihany koa : Toamasina, Mahajanga, Antsirabe, Morondava, Fianrantsoa, Toliara, Antsiranana, sns ... Azo antoka, voaaro tsara, ary afaka aterina ny entana*. Misy isan'andro ny tolotra, na ny alahady ary. Koa aza misalasala.

13/04/2023

CoopΓ©rative de transport desservant Antananarivo, Antsirabe (Sotrate), Toamasina, Mahajanga, Fianarantsoa (Sonatra Plus), Morondava (Sonatra Plus), Antsiranana (Anjara Trans Exact), Ambatondrazaka, Toliara (Besady Plus).

08/01/2023

⛰️ π…πˆπ€ππ€π‘π€ππ“π’πŽπ€
Raha hiazo ny faritra Matsiatra ambony ianao amin'izao voalohan'ny taona izao dia afaka miara-dia aminay tsara. Aza adinoana fa efa niverina ny Gamme PREMIUM amin'ny zotra Antanananarivo - Fianarantsoa, ary manomboka anio dia misy fiaingana isa-maraina amin'ny 8 ora izany Gamme PREMIUM mampitohy isan'andro an'Antananarivo - Fianarantsoa izany. Andao Hiaraka Androso !
πŸ“ž : +261 32 11 027 10/33 . +261 38 11 027 10/33 . +261 20 22 266 74
πŸ“² : https://tiny.one/cotisseplay
πŸ’» : www.cotisse-transport.com

22/12/2022

π…πˆπ€ππ€π‘π€ππ“π’πŽπ€ : π†π€πŒπŒπ„ ππ‘π„πŒπˆπ”πŒ
Araka ny fangatahantsika dia miverina ny gamme ππ‘π„πŒπˆπ”πŒ amin'ny zotra mampitohy isan'andro an'π€π§π­πšπ§πšπ§πšπ«π’π―π¨ - π…π’πšπ§πšπ«πšπ§π­π¬π¨πš. Fandrio dieny izao ny toeranao.
Andao Hiaraka Androso !
πŸ“ž : +261 32 11 027 10/33 . +261 38 11 027 10/33 . +261 20 22 266 74
πŸ“² : https://tiny.one/cotisseplay
πŸ’» : www.cotisse-transport.com

17/12/2022
16/12/2022

πŸ“ π‘π„π‰πŽπˆπ†ππ„π™-ππŽπ”π’
Pour Γ©toffer notre Γ©quipe, devenez nos 𝐀𝐆𝐄𝐍𝐓𝐒 𝐃'π„ππ“π‘π„π“πˆπ„π.
Postulez et dΓ©posez votre dossier Γ  l'agence Cotisse Transport - π“πŽπ‹πˆπ€π‘π€ (En face pharmacie NY SOA et police divisionnaire).

16/12/2022

πŸ“€ π“πŽπ‹πˆπ€π‘π€ : π’π„π‘π•πˆπ‚π„ πŒπ„π’π’π€π†π„π‘πˆπ„ (π‚πŽπ‹πˆπ’)
Aza adino fa miaraka misokatra amin'ny zotra fitateran'olona ihany koa ny fitaterana entana mampitohy an'Antananarivo - Toliara.
Isan'andro dia misy anio tolotra io (na ny alahady ary). Koa aza misalasala.
πŸ“ž : + 261 32 12 027 10 . +261 32 11 027 10/33 . +261 38 11 027 10/33 . +261 20 22 266 74
πŸ“² : https://tiny.one/cotisseplay
πŸ’» : www.cotisse-transport.com

15/12/2022

🌊 π“πŽπ‹πˆπ€π‘π€ π“π’π˜ πŒπˆπ‘πŽπ‘πŽ
Andao Hiaraka Handroso. Rahampitso ny fotoana !
β€’ Lite : Ar 90 000 / Premium : Ar 140 000
β€’ Ora fiaingana :
TNR - TLE : 9 ora maraina (Premium), 6 ora hariva (Lite) / TLE -TNR : 8 ora maraina
πŸ“ž : + 261 32 12 027 10 . +261 32 11 027 10/33 . +261 38 11 027 10/33 . +261 20 22 266 74
πŸ“² : https://tiny.one/cotisseplay
πŸ’» : www.cotisse-transport.com

13/12/2022

🌊 π“πŽπ‹πˆπ€π‘π€ π“π’π˜ πŒπˆπ‘πŽπ‘πŽ
Andao Hiaraka Handroso. Roa andro sisa !
β€’ Lite : Ar 90 000 / Premium : Ar 140 000
β€’ Ora fiaingana :
TNR - TLE : 9 ora maraina (Premium), 6 ora hariva (Lite) / TLE -TNR : 8 ora maraina
πŸ“ž : + 261 32 12 027 10 . +261 32 11 027 10/33 . +261 38 11 027 10/33 . +261 20 22 266 74
πŸ“² : https://tiny.one/cotisseplay
πŸ’» : www.cotisse-transport.com

Address

Ambodivona
Antananarivo
101

Telephone

+261321103090

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cotisse Transport de Marchandises posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Cotisse Transport de Marchandises:

Share

Category