TANA Livraison SPEED iray sy valo

TANA Livraison SPEED iray sy valo Service de livraison colis. Tana-ville et périphérie.

‼️NOUVEAU CONTACT‼️0️⃣3️⃣4️⃣ 7️⃣0️⃣ 7️⃣7️⃣4️⃣ 0️⃣9️⃣ ou➡️mp directement 🛵 🛵  🛵   🛵      🛵
27/12/2023

‼️NOUVEAU CONTACT‼️
0️⃣3️⃣4️⃣ 7️⃣0️⃣ 7️⃣7️⃣4️⃣ 0️⃣9️⃣ ou
➡️mp directement 🛵 🛵 🛵 🛵 🛵

29/04/2022
📞0️⃣3️⃣4️⃣ 4️⃣3️⃣ 5️⃣3️⃣3️⃣ 9️⃣2️⃣🛵🛵 🛵  🛵   🛵    🛵     🛵      🛵
29/04/2022

📞0️⃣3️⃣4️⃣ 4️⃣3️⃣ 5️⃣3️⃣3️⃣ 9️⃣2️⃣
🛵🛵 🛵 🛵 🛵 🛵 🛵 🛵

Salama antsika rehetra 👋Maro no efa afa-po tamin'ny fiaraha-miasa taminay.👍👍MBOLA VONONA HO ANAREO VAOVAO IHANY KOA ANEF...
15/04/2022

Salama antsika rehetra 👋

Maro no efa afa-po tamin'ny fiaraha-miasa taminay.👍👍
MBOLA VONONA HO ANAREO VAOVAO IHANY KOA ANEFA IZAHAY.

👉 Tarifs azo hifanaraha miankina amin'ny entana sy ny toerana eto Tanà hanaova Livraison.
👉 Omenay ihany ahafahanao mahalala sahady:
✅ A partir 2000Ar (centre ville)
✅ A partir 5 000Ar (périphérique)

♥️♥️Tongava ao amin'ny mp na miantso ny 034 43 533 92 raha tianao ihany koa ny ho afa-po amin'ny Lvraison mila ataonao.♥️♥️

Salama tompoko,✅ Mbola tsy miakatra ny tarif fa mbola ilay mahafam-po anao hatrany iny               🛵 à partir 2000Ar (...
01/04/2022

Salama tompoko,
✅ Mbola tsy miakatra ny tarif fa mbola ilay mahafam-po anao hatrany iny
🛵 à partir 2000Ar (centre ville)
🛵 à partir 5000Ar(périphérique)
✅ Livreurs mavitrika sy kinga ✅ Manao livraison colis, sakafo, taratasy, ...commision Tanà sy ny manodidina...

☑️ Mila mpaka ny entana nataonao commande?☑️ Mila mpanatitra ny entanao?☑️ Mitady service de livraison azo antoka sy pro...
15/03/2022

☑️ Mila mpaka ny entana nataonao commande?
☑️ Mila mpanatitra ny entanao?
☑️ Mitady service de livraison azo antoka sy professionelle?

ETO IZAHAY VONONA HAMALY NY HETAHETANAO!
▶️TANA Livraison SPEED iray sy valo◀️

✅ Fanajana fotoana 🕔🕔👍
✅ Tarifs: ny mora indrindra sady azo hifampiresahana 👍👍👥👂
✅ Na aiza na aiza eto TANA 🛵🛵👍

📱📲 AZA MISALASALA MANDEFA MP NA MIANTSO @ 034 43 533 92 👍👍

🌺🌸Miarahaba antsika rehetra indrindra ny vehivavy rehetra nahatratra izao   izao🌸🌺📌 Ho antsika mila service de livraison...
08/03/2022

🌺🌸Miarahaba antsika rehetra indrindra ny vehivavy rehetra nahatratra izao izao🌸🌺

📌 Ho antsika mila service de livraison : afaka miditra mp avy hatrany na miantso ny
034 43 533 92.
📌 Mbola vonona hanome fahafaham-po ho anareo mpanjifa hatrany.

💬 Mp avy hatrany na 📱 Miantso ny 034 43 533 92👉 Raha mila mpanatitra na mpaka ny entanao.👉 Raha misy commission mila ata...
28/02/2022

💬 Mp avy hatrany na
📱 Miantso ny 034 43 533 92

👉 Raha mila mpanatitra na mpaka ny entanao.
👉 Raha misy commission mila atao eto Tana nefa any @ faritra ianao
👉 Raha misy dossier na taratasy mila halaina na haterina amin'ireo sampan-draharaha maro samihafa.
👉 Raha misy courses maromaro mila ataonao ao anaty fotoana fohy.
👉 Raha misy sakafo natao commande, sns ...

✅ Mety ilainao mandritra izao faran'ny volana izao ireo.🛵🛵
✅ Vonona izahay hiara miasa aminao na amin'ny izay tsy voatanisa eto aza.🛵🛵




❤️🌺🌺

Address

Ampefiloha
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 06:00 - 17:00
Tuesday 06:00 - 17:00
Wednesday 06:00 - 17:00
Thursday 06:00 - 17:00
Friday 06:00 - 17:00
Saturday 06:00 - 14:00

Telephone

+261347077409

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TANA Livraison SPEED iray sy valo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share