Travel's Life Madagasikara

Travel's Life Madagasikara On va prier, on va travailler, on va VOYAGER

Ndao ndray ary e 🥰Mahajanga indray isika androany ann 🥰Ny Manambato : 27-30 août sisa no dispo amin'ity vacances volana ...
17/08/2026

Ndao ndray ary e 🥰
Mahajanga indray isika androany ann 🥰

Ny Manambato : 27-30 août sisa no dispo amin'ity vacances volana août fa aza tara intsony an 🥰

🌴✨ MANAMBATO 13–16 AOÛT 💙Tsiky 😄, aventure 🚤, détente 🌿 ary souvenirs tsy ho hay hadinoina iny 🥰😂! ❤️Tena nahafinaritra ...
16/08/2026

🌴✨ MANAMBATO 13–16 AOÛT 💙

Tsiky 😄, aventure 🚤, détente 🌿 ary souvenirs tsy ho hay hadinoina iny 🥰😂! ❤️
Tena nahafinaritra ny fiarahana anie ho'aho eee, ary tena misaotra anareo rehetra niara-nizara hafaliana sy tsiky taminay. 🥰
Date manaraka eo 🥰
📅 20–23 AOÛT : FENO 🔒
🔥 27–30 AOÛT : MBOLA MISY TOERANA LIBRE! 🥰

👉 Te hiaina an’io bonheur io koa ve ianao? 27–30 août izao indray no fotoana ary eee! 🌴😍

TRAVEL’S LIFE MADAGASIKARA



💙

Tongasoa eto Manambato indray ny ekipa ary hiaina ireo fialantsasatra mahafinaritra 🥰Ny 27-30 août Mbola misy 5places di...
13/08/2026

Tongasoa eto Manambato indray ny ekipa ary hiaina ireo fialantsasatra mahafinaritra 🥰
Ny 27-30 août Mbola misy 5places dispo an 🥰🥰

👇 Mba tag-eo hoe ilay namanao iray iny rehefa manao voyage dia lasa  photographe professionnel tampoka! 📸🤣Misy Mahajanga...
11/08/2026

👇 Mba tag-eo hoe ilay namanao iray iny rehefa manao voyage dia lasa photographe professionnel tampoka! 📸🤣

Misy Mahajanga isika ny 17 - 22 août isika an 🥰 3 places dispo sisa, aza tara oooo 🥰🥰

Travel's Life Madagasikara


𝙑𝘼𝘾𝘼𝙉𝘾𝙀𝙎 𝙈𝘼𝙅𝙐𝙉𝙂𝘼 (ATAOVY Ny Programme)480.000 Ariary 𝗳𝗼𝘁𝘀𝗶𝗻𝘆 𝗽𝗮𝗿 𝗽𝗲𝗿𝘀𝗼𝗻𝗻𝗲😍 Pendant 6 jours pour 5 personnes anaty chambr...
10/08/2026

𝙑𝘼𝘾𝘼𝙉𝘾𝙀𝙎 𝙈𝘼𝙅𝙐𝙉𝙂𝘼 (ATAOVY Ny Programme)

480.000 Ariary 𝗳𝗼𝘁𝘀𝗶𝗻𝘆 𝗽𝗮𝗿 𝗽𝗲𝗿𝘀𝗼𝗻𝗻𝗲
😍 Pendant 6 jours pour 5 personnes anaty chambre iray

📅 17 - 22 Août (03 places dispo)

A DÉCOUVRIR :
⭐ Visite 𝗟𝗮𝗰 𝘀𝗮𝗰𝗿𝗲́ 𝗠𝗮𝗻𝗴𝗮𝘁𝘀𝗮 et plage Antsanitia
⭐ Visite grotte 𝙇𝙖𝙘 𝙨𝙖𝙘𝙧𝙚́ 𝙈𝙖𝙣𝙜𝙖𝙩𝙨𝙖
⭐ Visite Piscine naturelle d'Ambanjabe + Picnique
⭐ Grand pavois et 𝗖𝗶𝗿𝗾𝘂𝗲 𝗿𝗼𝘂𝗴𝗲
⭐ Tour de ville et 𝗤𝘂𝗮𝗿𝘁𝗶𝗲𝗿 𝗹𝗶𝗯𝗿𝗲
⭐ Piscine à l'hôtel 😋 (Antanimalandy)

Prix par Personne :
🌺480.000 ar (5 pers/chambre)
🌺490.000 ar (4 pers/chambre)
🌺520.000 ar (3 pers/chambre)
🌺550.000 ar (2 pers/chambre)
🌺600.000 ar (1 pers/chambre)

𝗘𝗫𝗧𝗥𝗔 : Visite Phare 𝗞𝗔𝗧𝗦𝗘𝗣𝗬 et ses lémuriens avec VEDETTE RAPIDE (+ 135 000 Ar)

INCLUS
✅ Transport aller-retour
✅ Hébergement confort avec piscine (2 pers ou familiale par chambre)
✅ Repas en pension complète sur place
✅ Toutes activités mentionnées ci-dessus
✅ Guide accompagnateur et animateur
✅ Quartier Libre le J5 Ou Visite Katsepy (+ 135 000 Ar)
✅ Karaoké avec grillades party le J5
✅ Assurance de voyage

NON-INCLUS
- Repas et bouteille d'eau sur route
- Déjeuner et bouteille d'eau pendant le jour du quartier libre- Boissons / Goûter
- Dépenses et extra personnels

DÉPART : MAKI ANDOHATAPENAKA a 6h30
AVANCE : 100.000 AR

🌾⛱️ VACANCES MANAMBATO⛱️🌾

⏺ 27 - 30 Août (06 places dispo)

☎️ Renseignements et réservation aux
+261 34 41 028 11 (sady WhatsApp) / +261 38 67 096 14
🏠 Bureau : ITAOSY Betavoangy Ambony.

Tao anaty zohy Belobaka no nanomboka ny aventure-nay androany, ary tao amin'ny piscine naturelle Zay rano mangatsakatsak...
07/08/2026

Tao anaty zohy Belobaka no nanomboka ny aventure-nay androany, ary tao amin'ny piscine naturelle Zay rano mangatsakatsaka ao Ambanjabe no namarananay ny tontolo andronay anio 🥰. ✨

Eh!? Tsy voatery handeha lavitra anie ho'aho vao hahita paradisa , satria eto Mahajanga dia efa miandry antsika ny hakanton'ny natiora sy ny fiadanam-po mampitony saina eee. 🌿☀️

📍 Daty manaraka: 17–22 aogositra
⚠️ Aza miandry ho tara fa mihena isan'andro ny toerana malalaka ao anieee.

🌴☀️ Nofinofy ilay toerana, fahatsiarovana ny fotoana mamy, ary feno hafaliana ny fiarahana. ☀️🌴Andro tsy ho hay hadinoin...
05/08/2026

🌴☀️ Nofinofy ilay toerana, fahatsiarovana ny fotoana mamy, ary feno hafaliana ny fiarahana. ☀️🌴
Andro tsy ho hay hadinoina no niarahanay androany raha nandalo tao Antsanitia sy Lac Sacré izahay, toerana iray ahitana ny hakanton'ny natiora sy ny haren'i Madagasikara. 🐒🌿
Tao ny sifaka niara- nilalao teny an-tampon-kazo teny, tao ireo baobaba goavana nijoro ho vavolombelon'ny tantara, ary tao koa ny ranomasina manga nanampy ny hatsaran'ny andro. ✨
Tsy sary fotsiny no nentinay nody Androany 🥰🥰, fa fahatsiarovana sy tsiky izay hijanona ao am-po mandrakizay. ❤️
Miaraha-manonofy, miaraha -mitsangatsangana, ary mamorona tantara vaovao miaraka amin'ny Travel's Life Madagasikara.
📍 Antsanitia – Lac Sacré – Mahajanga

Voyage Manambato:
- 13 - 16 Août (5 places dispo)
- 20 - 23 Août (efa feno)
- 27 - 30 Août (3 places dispo)

📞 Réservation : 034 41 028 11
Travel's Life Madagasikara: libre comme les voyageurs 🌍✈️

Ny androaninay teny amin'ny grand pavois sy cirque rouge 🥰🥰 tena hoe miaina nama kaa 🥰 Ary ianao!? Rahoviana no ho avy!?...
04/08/2026

Ny androaninay teny amin'ny grand pavois sy cirque rouge 🥰🥰 tena hoe miaina nama kaa 🥰 Ary ianao!? Rahoviana no ho avy!?🥰

Date manaraka anie ny 17 - 22 août ee 🥰

🌾⛱️ VACANCES MANAMBATO⛱️🌾 ⏺ 13 - 16 Août (15 Août - Assomption) ⏺ 20 - 23 Août ⏺ 27 - 30 Août💓 ACTIVITÉS👏📷🌴Balade sur le...
04/08/2026

🌾⛱️ VACANCES MANAMBATO⛱️🌾

⏺ 13 - 16 Août (15 Août - Assomption)
⏺ 20 - 23 Août
⏺ 27 - 30 Août

💓 ACTIVITÉS👏📷
🌴Balade sur le canal de Pangalane
🌴Balade sur le lac Rasoamasay
🌴Visite de village & Plage AMBILA LEMAITSO
🌴Aventure vers ANKANIN'NY NOFY& plage
🌴Visite parc privé PALMARIUM
🌴Déjeuner picnique & Baignade
🌴Kayak & Baignade sur le lac Rasoabe
🌴Visite village des pêcheurs (plage & Ocean Indien)
🌴Randonnée sur la MONTAGNE DES AMOUREUX (Belle vue sur Manambato,Lac Rasoa be,Canal de pangalane, Mer, couché du soleil)

🌸 Piscine 🤽‍♂️
🌸 Karaoké 🎤
🌸 Billard… 🎱

🎀 INCLUS🎀:
☀️Transport aller-retour (Tana-Manambato-Tana)
☀️Transport en bateau 😍
☀️Hébergement (LE MANAMBATO HÔTEL)
☀️Repas sur place (matin-midi-soir)
☀️Guide accompagnateur
🔴Assurance voyage

PRIX Par personne : 😍
💰 Tarifs MANAMBATO
485 000 Ar par personne (5 /chambre)
535 000 Ar par personne (4 /chambre)
565 000 Ar par personne (3 /chambre)
625 000 Ar par personne (2 /chambre)
640 000 Ar par personne (1 /hambre sans TV)

🎀OFFERT PAR L'AGENCE🎀
🍖BARBECUE ⛱️
🍗GRILLADES 🎉
😋AMBIANCE 😋
🍃FEUX DE CAMP 🍃
🎋 🥂Cocktail de bienvenue 🍾🥰
❌❌ Eau minérale 1L par jour sur place🍶🥤
❌❌ Un yaourt par personne au petit-déjeuner🧋

❎NON INCLUS❎
> Boissons / Goûté
> Dépenses / Extra personnels
> Repas sur route

🌈VACANCES MAHAJANGA
📅 17 - 22 Août

----> Afaka mikarakara voyage Privé ho anareo ihany koa izahay fa omeo Anay ny budget anao sy ny nofinofinao fa ho tanterahintsika 🤗🥰

⏳FIN D'INSCRIPTION 5 jours avant départ⏳
🌈Départs : MAKI Andohatapenaka à 6h30mn
🍀 Reste à PAYER le jour J 🥰🤞

🔴Sièges : ITAOSY
🗒️Informations :
+261 34 41 028 11 (Sady whatsapp)
+261 38 67 096 14

🌴☀️ LASA IZAHAY HO ANY MAHAJANGA Ooo 🥰🥰! ☀️🌴Ny masoandro mibaliaka🌞, ny tora-pasika tsara tarehy, ny rivotra madio ary i...
03/08/2026

🌴☀️ LASA IZAHAY HO ANY MAHAJANGA Ooo 🥰🥰! ☀️🌴
Ny masoandro mibaliaka🌞, ny tora-pasika tsara tarehy, ny rivotra madio ary ireo toerana mahafinaritra no efa miandry antsika any ann. 😍
🚐 Efa niainga ny ekipanay, ary efa maro ireo nisafidy ny hiaraka aminay amin'ity aventure tsy ho hay hadinoina ity. 🥰

📅 Aza hadinoina ny daty manaraka: 17–22 Aogositra
⚠️ Toerana 5 sisa no malalaka!

Eh!?🥰 Aza avela ho an'ny hafa ny toerana tokony ho anao an. Fotoana izao hanangonana fahatsiarovana mahafinaritra miaraka amin'ny Travel's Life Madagasikara.
📸 Mahajanga miandry anao, ary izahay kosa efa vonona handray anao am-pitiavana!

📞 Antsoy avy hatrany ny laharana: 034 41 028 11
Travel's Life Madagasikara

Address

Itaosy
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Travel's Life Madagasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category