31/05/2026
🌷💖 Bonne fête à toutes les Mamans 💖🌷
Maman, merci pour votre amour infini...❣️❣️
🌹 À toutes les mamans,Soava Tsarà Transport vous souhaites une merveilleuse fête des Mères. 🌹
---------❤️❤️❤️----------
🌷💖 Tratry ny Fetin'ny Reny 💖
Neny ô, misaotra anao noho ny fitiavanao tsy manam-petra... ❣️❣️
🌹 Ho an'ny reny rehetra, Team SOAVA TSARA Officiel Soava Tsarà Transport dia mirary Fetin'ny Reny sambatra sy feno fifaliana ho anareo. 🌹
✨ Ho tahian'Andriamanitra anie ianareo, homeny fahasalamana, fiadanana ary fifaliana mandrakariva. ✨❤️
Ligne pour la région de SAVA
(Sambava/Antalaha/Vohemar/Andapa)
Service:
CLASSIC/PREMIUM/FOURGON/CAMION
Agence:
Andravoahangy en face BOA
Andranobevava après Rond Point Masay
Infoline:
0342807069/0337307069