Lalana Didy - Ambatondrazaka.

Lalana Didy - Ambatondrazaka. Ce page se focalise plutôt sur l'état de la route Didy - Ambatondrazaka.(rn44)

Ny hirariana dia mba ho vita soa amantsara.
24/02/2026

Ny hirariana dia mba ho vita soa amantsara.

04/01/2026

Horonan-tsary fohy teny @ Digue tapaka.
Alefantsika eto mba ho hitan'ny Tompon'andraikitra & hanafaingana ny fanamboarana.



Lalana Didy - Ambatondrazaka.

Mirary taona Zina ho antsika rehetra.🎉
#2026

📌Les Robert au Grand Complet.⭐⭐ RETOUR EN FORCE.⭐⭐LUNDI DE PENTECÔTE 09JONA 2025📌KIANJA MAITSO DIDY.📌
07/06/2025

📌Les Robert au Grand Complet.
⭐⭐ RETOUR EN FORCE.⭐⭐
LUNDI DE PENTECÔTE 09JONA 2025
📌KIANJA MAITSO DIDY.📌

any ndray zany mifankahita eeee 🎉
Les ROBERT au Grand complet ao Maitso i 🔥DIDY🔥, an'i @ Faritra "AMBATONDRAZAKA" an'izany , hiaraka anao fety zahay , Mitongava maro le roa 🙏

J-07 Les Robert au Grand Complet.⭐⭐ RETOUR EN FORCE⭐⭐Aza adino ary ny fotoanantsika ny ALATSINAINY (LUNDI DE PENTECÔTE) ...
02/06/2025

J-07 Les Robert au Grand Complet.
⭐⭐ RETOUR EN FORCE⭐⭐

Aza adino ary ny fotoanantsika ny ALATSINAINY (LUNDI DE PENTECÔTE) 09JONA 2025 ho avy izao.
📌Ao@KIANJA MAITSO DIDY. 🏟️
Partenaire Lalana Didy - Ambatondrazaka.

📣 ⭐⭐ RETOUR EN FORCE ⭐⭐ LES ROBERT Au Grand Complet.⚡Ho antsika eto Didy Sy ny Manodidina. Spectacle MIAVAKA hiarahana @...
20/05/2025

📣 ⭐⭐ RETOUR EN FORCE ⭐⭐
LES ROBERT Au Grand Complet.⚡

Ho antsika eto Didy Sy ny Manodidina. Spectacle MIAVAKA hiarahana @ Les Robert au Grand Complet. Ambiance 100% Assuré.

Ny ALATSINAINY (Pentecôte) 09Juin 2025 eo @ KIANJA MAITSO DIDY @02 Ora Tolakandro.
📌FIDIRANA : 7.000Ar

Hisy tsakitsaky Sy zava-pisotro Maro isan-karazany eny an-toerana. 🥩🍖🍗🍗🍖🍖🍻🍺🍺🍺
Hofaranana @ Bal💃🕺👯 ao @ Tranom-pokonolona @ 09 ora Alina.
📌FIDIRANA : 5.000ar.
Tongava maro ary eee....
Partenaire Lalana Didy - Ambatondrazaka.
toutlemonde

J-4 📌 02 Mai 2024 JJean Aimé OfficielAllô Bemarivo ô.📣
28/04/2024

J-4 📌 02 Mai 2024 JJean Aimé OfficielAllô Bemarivo ô.📣

Kalvary.💚J-10 Jean Aimé ao@Kianja Maitso DIDY.Partenaire Lalana Didy - Ambatondrazaka.
22/04/2024

Kalvary.💚

J-10 Jean Aimé ao@Kianja Maitso DIDY.

Partenaire Lalana Didy - Ambatondrazaka.

📣📞Allô Bemarivo ô...Ho antsika eto Didy sy ny manodidina,  Spectacle Miavaka hiarahana @ Jean Aimé au Grand Complet. Amb...
07/04/2024

📣📞Allô Bemarivo ô...
Ho antsika eto Didy sy ny manodidina, Spectacle Miavaka hiarahana @ Jean Aimé au Grand Complet. Ambiance 100% Mitorajofo.

Ny Alakamisy 2Mai ho avy izao eo @ KIANJA MAITSO DIDY @2 Ora tolakandro. Hivoha Maraina ny vavahady.
Fidirana Lehibe : 6.000ar Ankizy 4.000ar.
Hisy tsakitsaky sy zava-pisotro Maro isan-karazany eny an-toerana.🍺🍺🍖🥤🍗🍗
🎁Hisy ihany koa ny lalao Tombôla izay mety hazahoanao Téléphone📱, speaker, 🎧sy ny loka maro isan-karazany. Fandraisana Anjara 5.000ar.

Hofaranana ao @ tranom-pokonolona : fidirana 4.000ar.

Tongava Maro ary eee....
Partenaire Lalana Didy - Ambatondrazaka.

05/03/2024

Akory avy lahaly e...👋
Elaela indray isika tsy niresakadresaka teto amin'ny pejy. Inona avy ny vaovao any@faritra misy antsika avy any? Manao ahoana ny toetr'andro? 🌦️Manao ahoana ny fiakaran'ny rano?
Mahakasika izay rano izay dia Anisan'ny fitaovana iray hifamezivezen'ny olona ihany koa ny lakana 🛶rehefa miakatra iny ny rano.
Hoentinay @ toerana mafinaritra kely indray ianareo androany ao anatin'ity horonan-tsary fohy ity.🛶
- Alefaso ao @ commentaire ihany koa ary ny sarinareo mitondra lakana, na eny ambony lakana Raha misy. 🚣🚣‍♀️🛶
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra.👋
🎥 Lalana Didy - Ambatondrazaka.

22.09.2023𝐅𝐀𝐍𝐆𝐀𝐋𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐕𝐘 𝐄𝐍𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐓𝐄𝐓𝐄𝐙𝐀𝐍'𝐈 𝐌𝐀𝐍𝐓𝐀𝐆𝐈𝐒𝐀,  𝐑𝐍 𝟒𝟒.Tsikaritra fa misy mangalatra ireo vy "Garde- Corps" eo...
22/09/2023

22.09.2023

𝐅𝐀𝐍𝐆𝐀𝐋𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐕𝐘 𝐄𝐍𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐓𝐄𝐓𝐄𝐙𝐀𝐍'𝐈 𝐌𝐀𝐍𝐓𝐀𝐆𝐈𝐒𝐀, 𝐑𝐍 𝟒𝟒.

Tsikaritra fa misy mangalatra ireo vy "Garde- Corps" eo amin'ny tetezan'i Mantagisa eo amin'ny teboka halavirandalana PK 128+60, eny amin'ny lalam-pirenena faha 44 (RN44).

Nidina ifotony tany an-toerana avy hatrany ireo tomponandraikitra ao amin'ny Fitaleovam-paritry ny Asa Vaventy(DRTP) Alaotra Mangoro sy ny Zandarimaria ao Vohidiala, niaraka tamin'ny orinasa MdC SARI/MEC nijery ny zava-misy.

Nisy ny fepetra noraisina ho fisorohana ny loza. Anisan'izany ny fampandrenesana ireo manampahefana eo an-toerana sy ny Ben'ny tanànan'Andilanatoby. Teo koa ny fametrahana fitoriana "contre X" ao amin'ny Zandarimaria Vohidiala.

Nohamafisina ny fanentanana ireo mponina ao amin'ny Fokontanin'i Fierenana sy tao amin'ny tanànan'Ambongamaneno, izay manamorina ny fotodrafitrasa,ny amin'ny fanajana ny fananana iombonana. Tsy adinon'ireo tomponandraikitra ny nampahatsiahy ny tsy fahafahan'ny sarety misy kodiaram-by mivezivezy amin'ny lalam-pirenena.


©️ MTP Madagascar.

Commune rurale DIDY.Tonga Nijery ny fizotry ny asa fanamboaran-dalana tao DIDY ny Solombavambahoaka voafidy Tao amin'ny ...
19/09/2023

Commune rurale DIDY.

Tonga Nijery ny fizotry ny asa fanamboaran-dalana tao DIDY ny Solombavambahoaka voafidy Tao amin'ny faritra Ambatondrazaka,sy ny Governoran'ny Faritra Alaotra Mangoro ary ireo talem-paritra isan-tokony, roa andro lasa izay.
Hirariana ny hisian'ny fitohizan'ny asa fanamboarana.

Didy.Mai 2023.Photo Credit : Lalana Didy - Ambatondrazaka..
29/08/2023

Didy.
Mai 2023.

Photo Credit : Lalana Didy - Ambatondrazaka..

Address

Rn44
Ambatondrazaka

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lalana Didy - Ambatondrazaka. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share